Al-Mursalat · 38/50
Fandikana Fanononana — Surah Al-Mursalat
هَٰذَا يَوْمُ الْفَصْلِ ۖ جَمَعْنَاكُمْ وَالْأَوَّلِينَ ۝٣٨
Haaza yawmul fasli jama `naakum wal awwaleen
📖 Dikany Malagasy
Io no andron'ny fanapahan-kevitra, izay hamorianay anareo sy ireo taloha.

🎧 Henoy


📜 Andininy 36-40 — Surah Al-Mursalat

36وَلَا يُؤْذَنُ لَهُمْ فَيَعْتَذِرُونَ
ary tsy hahazoan'izy ireo alalana hiala tsiny.
37وَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ
loza ho an'ireo izay mpandà an'izany andro farany izany.
38هَٰذَا يَوْمُ الْفَصْلِ ۖ جَمَعْنَاكُمْ وَالْأَوَّلِينَ
Io no andron'ny fanapahan-kevitra, izay hamorianay anareo sy ireo taloha.
39فَإِن كَانَ لَكُمْ كَيْدٌ فَكِيدُونِ
Raha manana hafetsena ianareo, dia manaova àry hafetsena Amiko.
40وَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ
loza ho an'ireo izay mpandà izany andro farany izany.
Al-MursalatFizahan-takila Koraña
50Andininy
MeccanRevelation
38Andininy

Fandikana — Al-Mursalat 38

Surah Al-Mursalat Andininy 38 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Io no andron'ny fanapahan-kevitra, izay hamorianay anareo sy ireo taloha.

Surah Andininy 38/50 — Surah Al-Mursalat المرسلات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Mursalat Henoy, Surah Al-Mursalat Fandikana, Surah Al-Mursalat mp3, Surah Al-Mursalat pdf. Andininy 36–40. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers