An-Naba · 15/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
لِّنُخْرِجَ بِهِ حَبًّا وَنَبَاتًا ۝١٥
Linukh rija bihee habbaw wana baata
📖 Dikany Malagasy
Mba hampitsiriako amin'ny alalan'izany ireo voa mahavelona sy zava-maniry isan-karazany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 13-17 — Surah An-Naba

13وَجَعَلْنَا سِرَاجًا وَهَّاجًا
Ary nasiako jiro manazava izay mafana sy mahery vaika.
14وَأَنزَلْنَا مِنَ الْمُعْصِرَاتِ مَاءً ثَجَّاجًا
Ary narotsako avy amin'ny rahona matevina ny rano sesehana.
15لِّنُخْرِجَ بِهِ حَبًّا وَنَبَاتًا
Mba hampitsiriako amin'ny alalan'izany ireo voa mahavelona sy zava-maniry isan-karazany.
16وَجَنَّاتٍ أَلْفَافًا
Sy ireo saha mahate ho tia.
17إِنَّ يَوْمَ الْفَصْلِ كَانَ مِيقَاتًا
Eny! Efa voafaritra ny andron'ny fitsarana.
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — An-Naba 15

Surah An-Naba Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mba hampitsiriako amin'ny alalan'izany ireo voa mahavelona sy zava-maniry isan-karazany.

Surah Andininy 15/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers