An-Naba · 14/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
وَأَنزَلْنَا مِنَ الْمُعْصِرَاتِ مَاءً ثَجَّاجًا ۝١٤
Wa anzalna minal m`usiraati maa-an saj-jaaja
📖 Dikany Malagasy
Ary narotsako avy amin'ny rahona matevina ny rano sesehana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 12-16 — Surah An-Naba

12وَبَنَيْنَا فَوْقَكُمْ سَبْعًا شِدَادًا
Ary naoriko eo amboninareo ireo lanitra fito sosona mafy orina.
13وَجَعَلْنَا سِرَاجًا وَهَّاجًا
Ary nasiako jiro manazava izay mafana sy mahery vaika.
14وَأَنزَلْنَا مِنَ الْمُعْصِرَاتِ مَاءً ثَجَّاجًا
Ary narotsako avy amin'ny rahona matevina ny rano sesehana.
15لِّنُخْرِجَ بِهِ حَبًّا وَنَبَاتًا
Mba hampitsiriako amin'ny alalan'izany ireo voa mahavelona sy zava-maniry isan-karazany.
16وَجَنَّاتٍ أَلْفَافًا
Sy ireo saha mahate ho tia.
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
14Andininy

Fandikana — An-Naba 14

Surah An-Naba Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary narotsako avy amin'ny rahona matevina ny rano sesehana.

Surah Andininy 14/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers