An-Naba · 37/40
Fandikana Fanononana — An-Naba
رَّبِّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَيْنَهُمَا الرَّحْمَٰنِ ۖ لَا يَمْلِكُونَ مِنْهُ خِطَابًا ۝٣٧
Rabbis samaa waati wal ardi wa maa baina humar rahmaani laa yam likoona minhu khi taaba
📖 Dikany Malagasy
Ilay Tompon'ny lanitra sy ny tany; ary izay rehetra eo anelanelan'izy roa ireo, ary tsy hanam-pahefana hilao-bava ho Azy izy ireo,
🎧 Henoy

📜 Andininy 35-39 — An-Naba

35لَّا يَسْمَعُونَ فِيهَا لَغْوًا وَلَا كِذَّابًا
Tsy handre teny ratsy sy lainga ao izy ireo,
36جَزَاءً مِّن رَّبِّكَ عَطَاءً حِسَابًا
Izany dia valisoa avy amin'ny tomponao, fanomezana tena ara-drariny,
37رَّبِّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَيْنَهُمَا الرَّحْمَٰنِ ۖ لَا يَمْلِكُونَ مِنْهُ خِطَابًا
Ilay Tompon'ny lanitra sy ny tany; ary izay rehetra eo anelanelan'izy roa ireo, ary tsy hanam-pahefana hilao-bava ho Azy izy ireo,
38يَوْمَ يَقُومُ الرُّوحُ وَالْمَلَائِكَةُ صَفًّا ۖ لَّا يَتَكَلَّمُونَ إِلَّا مَنْ أَذِنَ لَهُ الرَّحْمَٰنُ وَقَالَ صَوَابًا
Amin'ny andro izay hijoroan'ny fanahy sy ireo anjely amin'ny laharana iray, ka tsy hisy hilao-bava afa-tsy izay nomen'ilay be fiantrana alalana ny amin'izany, dia ilay niteny ny mahatokana an'I Allah,
39ذَٰلِكَ الْيَوْمُ الْحَقُّ ۖ فَمَن شَاءَ اتَّخَذَ إِلَىٰ رَبِّهِ مَآبًا
Izany andro izany no hisehoan'ny fahamarinana, koa izay mila dia mitadiava fialofana any amin'ny Tompo,
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
37Andininy

Fandikana — An-Naba 37

Surah An-Naba Andininy 37 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ilay Tompon'ny lanitra sy ny tany; ary izay rehetra eo…

Surah Andininy 37/40 — An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Naba Henoy, An-Naba Fandikana, An-Naba mp3, An-Naba pdf. Andininy 35–39. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers