An-Naba · 36/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
جَزَاءً مِّن رَّبِّكَ عَطَاءً حِسَابًا ۝٣٦
Jazaa-am mir-rabbika ataa-an hisaaba
📖 Dikany Malagasy
Izany dia valisoa avy amin'ny tomponao, fanomezana tena ara-drariny,

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 34-38 — Surah An-Naba

34وَكَأْسًا دِهَاقًا
ireo zava-pisotroana mitosaka nohon'ny hafenoany,
35لَّا يَسْمَعُونَ فِيهَا لَغْوًا وَلَا كِذَّابًا
Tsy handre teny ratsy sy lainga ao izy ireo,
36جَزَاءً مِّن رَّبِّكَ عَطَاءً حِسَابًا
Izany dia valisoa avy amin'ny tomponao, fanomezana tena ara-drariny,
37رَّبِّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَيْنَهُمَا الرَّحْمَٰنِ ۖ لَا يَمْلِكُونَ مِنْهُ خِطَابًا
Ilay Tompon'ny lanitra sy ny tany; ary izay rehetra eo anelanelan'izy roa ireo, ary tsy hanam-pahefana hilao-bava ho Azy izy ireo,
38يَوْمَ يَقُومُ الرُّوحُ وَالْمَلَائِكَةُ صَفًّا ۖ لَّا يَتَكَلَّمُونَ إِلَّا مَنْ أَذِنَ لَهُ الرَّحْمَٰنُ وَقَالَ صَوَابًا
Amin'ny andro izay hijoroan'ny fanahy sy ireo anjely amin'ny laharana iray, ka tsy hisy hilao-bava afa-tsy izay nomen'ilay be fiantrana alalana ny amin'izany, dia ilay niteny ny mahatokana an'I Allah,
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
36Andininy

Fandikana — An-Naba 36

Surah An-Naba Andininy 36 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany dia valisoa avy amin'ny tomponao, fanomezana tena ara-drariny,

Surah Andininy 36/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 34–38. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers