An-Nazi'at · 23/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
فَحَشَرَ فَنَادَىٰ ۝٢٣
Fa hashara fanada
📖 Dikany Malagasy
Dia namory ireo olony izy ary nanao fanambarana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 21-25 — Surah An-Nazi'at

21فَكَذَّبَ وَعَصَىٰ
Nihevitra izany ho lainga anefa izy ka dia tsy nankato,
22ثُمَّ أَدْبَرَ يَسْعَىٰ
Fa nihodina nanda ny finoana izy ireo ary lasa faingana nanao ny faharatsiana
23فَحَشَرَ فَنَادَىٰ
Dia namory ireo olony izy ary nanao fanambarana.
24فَقَالَ أَنَا رَبُّكُمُ الْأَعْلَىٰ
ka nilaza hoe: " Izaho no tomponareo, ilay avo indrindra."
25فَأَخَذَهُ اللَّهُ نَكَالَ الْآخِرَةِ وَالْأُولَىٰ
Nohon'izany dia nampiharin'I Allah taminy ny sazy teto an-tany ary homeny koa ny any an-koatra,
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
23Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 23

Surah An-Nazi'at Andininy 23 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia namory ireo olony izy ary nanao fanambarana.

Surah Andininy 23/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 21–25. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers