An-Nazi'at · 22/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
ثُمَّ أَدْبَرَ يَسْعَىٰ ۝٢٢
Thumma adbara yas`aa
📖 Dikany Malagasy
Fa nihodina nanda ny finoana izy ireo ary lasa faingana nanao ny faharatsiana

🎧 Henoy


📜 Andininy 20-24 — Surah An-Nazi'at

20فَأَرَاهُ الْآيَةَ الْكُبْرَىٰ
Ary dia nasehony azy ny famantarana lehibe.
21فَكَذَّبَ وَعَصَىٰ
Nihevitra izany ho lainga anefa izy ka dia tsy nankato,
22ثُمَّ أَدْبَرَ يَسْعَىٰ
Fa nihodina nanda ny finoana izy ireo ary lasa faingana nanao ny faharatsiana
23فَحَشَرَ فَنَادَىٰ
Dia namory ireo olony izy ary nanao fanambarana.
24فَقَالَ أَنَا رَبُّكُمُ الْأَعْلَىٰ
ka nilaza hoe: " Izaho no tomponareo, ilay avo indrindra."
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
22Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 22

Surah An-Nazi'at Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa nihodina nanda ny finoana izy ireo ary lasa faingana…

Surah Andininy 22/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers