Al-Anfal · 70/75
Fandikana Fanononana — Surah Al-Anfal
يَا أَيُّهَا النَّبِيُّ قُل لِّمَن فِي أَيْدِيكُم مِّنَ الْأَسْرَىٰ إِن يَعْلَمِ اللَّهُ فِي قُلُوبِكُمْ خَيْرًا يُؤْتِكُمْ خَيْرًا مِّمَّا أُخِذَ مِنكُمْ وَيَغْفِرْ لَكُمْ ۗ وَاللَّهُ غَفُورٌ رَّحِيمٌ ۝٧٠
Yaaa aiyuhan Nabiyyu qul liman feee aideekum minal asraaa iny-ya lamillaahu fee quloobikum khairany yu`tikum khayram mimmaaa ukhiza minkum wa yaghfir lakum; wallaahu Ghafoorur Raheem
📖 Dikany Malagasy
Oh ry Mpaminany, lazao amin’ireo babo eo am-pelatananareo : “ Raha fantatry Allah fa misy zavatra tsara ao am-ponareo, dia hanome Anareo tsara kokoa noho izay nalaina taminareo Izy sy hamela ny helokareo. Allah dia tena Mpamela heloka sy be Indrafo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 68-72 — Surah Al-Anfal

68لَّوْلَا كِتَابٌ مِّنَ اللَّهِ سَبَقَ لَمَسَّكُمْ فِيمَا أَخَذْتُمْ عَذَابٌ عَظِيمٌ
Raha tsy ny didy mialoha avy amin’i Allah, dia efa nisy sazy sy famaizana goavana nahazo anareo noho izay nalainareo.
69فَكُلُوا مِمَّا غَنِمْتُمْ حَلَالًا طَيِّبًا ۚ وَاتَّقُوا اللَّهَ ۚ إِنَّ اللَّهَ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Noho izany mihinanà Ianareo izay tsy voarara sy tsara amin’izay azonareo babo. Ary matahora an’i Allah Ianareo. Marina fa i Allah dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
70يَا أَيُّهَا النَّبِيُّ قُل لِّمَن فِي أَيْدِيكُم مِّنَ الْأَسْرَىٰ إِن يَعْلَمِ اللَّهُ فِي قُلُوبِكُمْ خَيْرًا يُؤْتِكُمْ خَيْرًا مِّمَّا أُخِذَ مِنكُمْ وَيَغْفِرْ لَكُمْ ۗ وَاللَّهُ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Oh ry Mpaminany, lazao amin’ireo babo eo am-pelatananareo : “ Raha fantatry Allah fa misy zavatra tsara ao am-ponareo, dia hanome Anareo tsara kokoa noho izay nalaina taminareo Izy sy hamela ny helokareo. Allah dia tena Mpamela heloka sy be Indrafo.
71وَإِن يُرِيدُوا خِيَانَتَكَ فَقَدْ خَانُوا اللَّهَ مِن قَبْلُ فَأَمْكَنَ مِنْهُمْ ۗ وَاللَّهُ عَلِيمٌ حَكِيمٌ
Ary raha mila hamitaka Anao izy ireo, dia efa namitaka an’i Allah izy ireo tany aloha; nefa nahita fomba nandresena azy ireo Izy. Ary Allah dia Mahalala ny zava-drehetra sy be Fahendrena.
72إِنَّ الَّذِينَ آمَنُوا وَهَاجَرُوا وَجَاهَدُوا بِأَمْوَالِهِمْ وَأَنفُسِهِمْ فِي سَبِيلِ اللَّهِ وَالَّذِينَ آوَوا وَّنَصَرُوا أُولَٰئِكَ بَعْضُهُمْ أَوْلِيَاءُ بَعْضٍ ۚ وَالَّذِينَ آمَنُوا وَلَمْ يُهَاجِرُوا مَا لَكُم مِّن وَلَايَتِهِم مِّن شَيْءٍ حَتَّىٰ يُهَاجِرُوا ۚ وَإِنِ اسْتَنصَرُوكُمْ فِي الدِّينِ فَعَلَيْكُمُ النَّصْرُ إِلَّا عَلَىٰ قَوْمٍ بَيْنَكُمْ وَبَيْنَهُم مِّيثَاقٌ ۗ وَاللَّهُ بِمَا تَعْمَلُونَ بَصِيرٌ
Hamafisina, fa ireo mpino izay voatery nifindra-monina, ary nitolona tamin’ny fananany sy ny tenany tamin’ny làlan’Allah, ary ireo izay nanome fialofana sy fanampiana azy ireo, dia izy ireny no tena mpisakaiza ny andaniny sy ny ankilany. Fa ireo mpino nefa tsy nifindramonina kosa, dia tsy andraikitrareo ny fiarovana azy irenymandram-pifindrany. Fa raha mangataka vonjy aminareo noho ny finoana izy ireo, dia adidinareo tanteraka ny mamonjy azy, fa tsy amin’ny fanoherana ireo vahoaka nahavita fifanarahana taminareo. Ary Mahita tsara izay ataonareo Allah.
Al-AnfalFizahan-takila Koraña
75Andininy
MedinanRevelation
70Andininy

Fandikana — Al-Anfal 70

Surah Al-Anfal Andininy 70 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Oh ry Mpaminany, lazao amin’ireo babo eo am-pelatananareo : “…

Surah Andininy 70/75 — Surah Al-Anfal الأنفال (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Anfal Henoy, Surah Al-Anfal Fandikana, Surah Al-Anfal mp3, Surah Al-Anfal pdf. Andininy 68–72. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers