At-Tariq · 3/17
Fandikana Fanononana — At-Tariq
النَّجْمُ الثَّاقِبُ ۝٣
Annajmus saaqib
📖 Dikany Malagasy
Ilay kintana feno famirapiratana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-5 — At-Tariq

1وَالسَّمَاءِ وَالطَّارِقِ
Mianiana amin’ny lanitra, sy amin’ny kintana fitarik’andro Aho.
2وَمَا أَدْرَاكَ مَا الطَّارِقُ
Moa mba fantatrao va izany kintana fitarik’andro izany?
3النَّجْمُ الثَّاقِبُ
Ilay kintana feno famirapiratana.
4إِن كُلُّ نَفْسٍ لَّمَّا عَلَيْهَا حَافِظٌ
Eny! Tsy misy fanahy ka tsy manana mpiambina,
5فَلْيَنظُرِ الْإِنسَانُ مِمَّ خُلِقَ
Koa tokony handinika ny olombelona, avy amin'inona tokoa moa no nahariana azy?
At-TariqFizahan-takila Koraña
17Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — At-Tariq 3

Surah At-Tariq Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ilay kintana feno famirapiratana.

Surah Andininy 3/17 — At-Tariq الطارق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tariq Henoy, At-Tariq Fandikana, At-Tariq mp3, At-Tariq pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers