Al-A'la · 6/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'la
سَنُقْرِئُكَ فَلَا تَنسَىٰ ۝٦
Sanuqri`uka falaa tansaaa
📖 Dikany Malagasy
hampamakianay ianao mba tsy hanadino,

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Al-A'la

4وَالَّذِي أَخْرَجَ الْمَرْعَىٰ
Izay nampitsiry ny vilona,
5فَجَعَلَهُ غُثَاءً أَحْوَىٰ
ka nanao izany ho maina sy malazo avy eo,
6سَنُقْرِئُكَ فَلَا تَنسَىٰ
hampamakianay ianao mba tsy hanadino,
7إِلَّا مَا شَاءَ اللَّهُ ۚ إِنَّهُ يَعْلَمُ الْجَهْرَ وَمَا يَخْفَىٰ
afa-tsy izay sitrak'I Allah ho hadinonao ihany satria Izy no mahalala ny mibaribary sy izay miafina,
8وَنُيَسِّرُكَ لِلْيُسْرَىٰ
Eny! Hotarihiko ianao ho any amin'ny lalan'ny fahamorana,
Al-A'laFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-A'la 6

Surah Al-A'la Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : hampamakianay ianao mba tsy hanadino,

Surah Andininy 6/19 — Surah Al-A'la الأعلى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'la Henoy, Surah Al-A'la Fandikana, Surah Al-A'la mp3, Surah Al-A'la pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers