Al-A'la · 7/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'la
إِلَّا مَا شَاءَ اللَّهُ ۚ إِنَّهُ يَعْلَمُ الْجَهْرَ وَمَا يَخْفَىٰ ۝٧
Illaa maa shaaa`al laah; innahoo ya`lamul jahra wa maa yakhfaa
📖 Dikany Malagasy
afa-tsy izay sitrak'I Allah ho hadinonao ihany satria Izy no mahalala ny mibaribary sy izay miafina,

🎧 Henoy


📜 Andininy 5-9 — Surah Al-A'la

5فَجَعَلَهُ غُثَاءً أَحْوَىٰ
ka nanao izany ho maina sy malazo avy eo,
6سَنُقْرِئُكَ فَلَا تَنسَىٰ
hampamakianay ianao mba tsy hanadino,
7إِلَّا مَا شَاءَ اللَّهُ ۚ إِنَّهُ يَعْلَمُ الْجَهْرَ وَمَا يَخْفَىٰ
afa-tsy izay sitrak'I Allah ho hadinonao ihany satria Izy no mahalala ny mibaribary sy izay miafina,
8وَنُيَسِّرُكَ لِلْيُسْرَىٰ
Eny! Hotarihiko ianao ho any amin'ny lalan'ny fahamorana,
9فَذَكِّرْ إِن نَّفَعَتِ الذِّكْرَىٰ
Ary mampahatsiahiva ! Raha toa ka ilaina ny fampahatsiahivana.
Al-A'laFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — Al-A'la 7

Surah Al-A'la Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : afa-tsy izay sitrak'I Allah ho hadinonao ihany satria Izy no…

Surah Andininy 7/19 — Surah Al-A'la الأعلى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'la Henoy, Surah Al-A'la Fandikana, Surah Al-A'la mp3, Surah Al-A'la pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers