Al-A'la · 5/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'la
فَجَعَلَهُ غُثَاءً أَحْوَىٰ ۝٥
Faja`alahoo ghusaaa`an ahwaa
📖 Dikany Malagasy
ka nanao izany ho maina sy malazo avy eo,

🎧 Henoy


📜 Andininy 3-7 — Surah Al-A'la

3وَالَّذِي قَدَّرَ فَهَدَىٰ
Ilay nandahatra sy nitantana,
4وَالَّذِي أَخْرَجَ الْمَرْعَىٰ
Izay nampitsiry ny vilona,
5فَجَعَلَهُ غُثَاءً أَحْوَىٰ
ka nanao izany ho maina sy malazo avy eo,
6سَنُقْرِئُكَ فَلَا تَنسَىٰ
hampamakianay ianao mba tsy hanadino,
7إِلَّا مَا شَاءَ اللَّهُ ۚ إِنَّهُ يَعْلَمُ الْجَهْرَ وَمَا يَخْفَىٰ
afa-tsy izay sitrak'I Allah ho hadinonao ihany satria Izy no mahalala ny mibaribary sy izay miafina,
Al-A'laFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Al-A'la 5

Surah Al-A'la Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ka nanao izany ho maina sy malazo avy eo,

Surah Andininy 5/19 — Surah Al-A'la الأعلى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'la Henoy, Surah Al-A'la Fandikana, Surah Al-A'la mp3, Surah Al-A'la pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers