Al-Ghashiyah · 5/26
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ghashiyah
تُسْقَىٰ مِنْ عَيْنٍ آنِيَةٍ ۝٥
Tusqaa min `aynin aaniyah
📖 Dikany Malagasy
hampisotroina avy amin'ny loharano mangotraka,

🎧 Henoy


📜 Andininy 3-7 — Surah Al-Ghashiyah

3عَامِلَةٌ نَّاصِبَةٌ
sahirana sy torovana,
4تَصْلَىٰ نَارًا حَامِيَةً
ka ho dorana ao anaty afo miredareda,
5تُسْقَىٰ مِنْ عَيْنٍ آنِيَةٍ
hampisotroina avy amin'ny loharano mangotraka,
6لَّيْسَ لَهُمْ طَعَامٌ إِلَّا مِن ضَرِيعٍ
ary tsy hanan-tsakafo afa tsy karazan-tsilo izy ireo.
7لَّا يُسْمِنُ وَلَا يُغْنِي مِن جُوعٍ
ka tsy hampatavy azy ireo izany no koa tsy hanala ny hanoanana,
Al-GhashiyahFizahan-takila Koraña
26Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Al-Ghashiyah 5

Surah Al-Ghashiyah Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : hampisotroina avy amin'ny loharano mangotraka,

Surah Andininy 5/26 — Surah Al-Ghashiyah الغاشية (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ghashiyah Henoy, Surah Al-Ghashiyah Fandikana, Surah Al-Ghashiyah mp3, Surah Al-Ghashiyah pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers