Al-Fajr · 16/30
Fandikana Fanononana — Al-Fajr
وَأَمَّا إِذَا مَا ابْتَلَاهُ فَقَدَرَ عَلَيْهِ رِزْقَهُ فَيَقُولُ رَبِّي أَهَانَنِ ۝١٦
Wa ammaaa izaa mabtalaahu faqadara `alaihi rizqahoo fa yaqoolu Rabbeee ahaanan
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa notsapàny koa izy ireo ka nampianjadiany fahasahiranana ; dia hiteny izy ireo hoe : "tsy norarahin'ny Tompoko aho".
🎧 Henoy

📜 Andininy 14-18 — Al-Fajr

14إِنَّ رَبَّكَ لَبِالْمِرْصَادِ
Tena marina ! Ny tomponao dia manara-maso fatratra.
15فَأَمَّا الْإِنسَانُ إِذَا مَا ابْتَلَاهُ رَبُّهُ فَأَكْرَمَهُ وَنَعَّمَهُ فَيَقُولُ رَبِّي أَكْرَمَنِ
Ny olombelona rehefa notsapàn'ny Tompony ka notahiny sy nomeny fahasoavana, dia hiteny izy ireo hoe : "Nitahy ahy ny Tompoko".
16وَأَمَّا إِذَا مَا ابْتَلَاهُ فَقَدَرَ عَلَيْهِ رِزْقَهُ فَيَقُولُ رَبِّي أَهَانَنِ
Ary rehefa notsapàny koa izy ireo ka nampianjadiany fahasahiranana ; dia hiteny izy ireo hoe : "tsy norarahin'ny Tompoko aho".
17كَلَّا ۖ بَل لَّا تُكْرِمُونَ الْيَتِيمَ
Tsia ! indrisy anefa fa manao tsinotsinona ny kamboty ianareo.
18وَلَا تَحَاضُّونَ عَلَىٰ طَعَامِ الْمِسْكِينِ
Ary tsy mifamporisika amin'ny fanomezana sakafo ireo mahantra ianareo.
Al-FajrFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
16Andininy

Fandikana — Al-Fajr 16

Surah Al-Fajr Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa notsapàny koa izy ireo ka nampianjadiany fahasahiranana ;…

Surah Andininy 16/30 — Al-Fajr الفجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Fajr Henoy, Al-Fajr Fandikana, Al-Fajr mp3, Al-Fajr pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers