Al-Inshiqaq · 22/25
Fandikana Fanononana — Surah Al-Inshiqaq
بَلِ الَّذِينَ كَفَرُوا يُكَذِّبُونَ ۝٢٢
Balil lazeena kafaroo yukazziboon
📖 Dikany Malagasy
Indrisy anefa fa ireo tsy mpino dia feno fandavana izany,

🎧 Henoy


📜 Andininy 20-24 — Surah Al-Inshiqaq

20فَمَا لَهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Koa inona anefa no antony tsy mampino azy ireo?
21وَإِذَا قُرِئَ عَلَيْهِمُ الْقُرْآنُ لَا يَسْجُدُونَ ۩
Ary rehefa torina amin'izy ireo ny Kor'oany masina dia tsy manaiky ny hiankohoka izy ireo.
22بَلِ الَّذِينَ كَفَرُوا يُكَذِّبُونَ
Indrisy anefa fa ireo tsy mpino dia feno fandavana izany,
23وَاللَّهُ أَعْلَمُ بِمَا يُوعُونَ
Nefa I Allah dia mahafantatra tokoa izay kobonin'izy ireo.
24فَبَشِّرْهُم بِعَذَابٍ أَلِيمٍ
Koa ampahafantaro azy ireo ny fahamaizana mangirifiry,
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
22Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 22

Surah Al-Inshiqaq Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Indrisy anefa fa ireo tsy mpino dia feno fandavana izany,

Surah Andininy 22/25 — Surah Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Inshiqaq Henoy, Surah Al-Inshiqaq Fandikana, Surah Al-Inshiqaq mp3, Surah Al-Inshiqaq pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers