Al-Inshiqaq · 20/25
Fandikana Fanononana — Surah Al-Inshiqaq
فَمَا لَهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ ۝٢٠
Famaa lahum laa yu`minoon
📖 Dikany Malagasy
Koa inona anefa no antony tsy mampino azy ireo?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 18-22 — Surah Al-Inshiqaq

18وَالْقَمَرِ إِذَا اتَّسَقَ
Ary amin'ny volana rehefa ho fenomanana iny!
19لَتَرْكَبُنَّ طَبَقًا عَن طَبَقٍ
Tena marina fa ianareo dia handalo dingana maro mifandimby.
20فَمَا لَهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Koa inona anefa no antony tsy mampino azy ireo?
21وَإِذَا قُرِئَ عَلَيْهِمُ الْقُرْآنُ لَا يَسْجُدُونَ ۩
Ary rehefa torina amin'izy ireo ny Kor'oany masina dia tsy manaiky ny hiankohoka izy ireo.
22بَلِ الَّذِينَ كَفَرُوا يُكَذِّبُونَ
Indrisy anefa fa ireo tsy mpino dia feno fandavana izany,
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
20Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 20

Surah Al-Inshiqaq Andininy 20 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Koa inona anefa no antony tsy mampino azy ireo?

Surah Andininy 20/25 — Surah Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Inshiqaq Henoy, Surah Al-Inshiqaq Fandikana, Surah Al-Inshiqaq mp3, Surah Al-Inshiqaq pdf. Andininy 18–22. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers