Al-Inshiqaq · 4/25
Fandikana Fanononana — Surah Al-Inshiqaq
وَأَلْقَتْ مَا فِيهَا وَتَخَلَّتْ ۝٤
Wa alqat maa feehaa wa takhallat
📖 Dikany Malagasy
ka hamoaka ireo rehetra tao anatiny ho foana tsy hisy hijanona na dia kely aza.

🎧 Henoy


📜 Andininy 2-6 — Surah Al-Inshiqaq

2وَأَذِنَتْ لِرَبِّهَا وَحُقَّتْ
Dia ankato ny Tompony izy ary hanao izay rehetra tsy maintsy hataony.
3وَإِذَا الْأَرْضُ مُدَّتْ
ary rehefa hihetsika ny tany ka hitovy tantana.
4وَأَلْقَتْ مَا فِيهَا وَتَخَلَّتْ
ka hamoaka ireo rehetra tao anatiny ho foana tsy hisy hijanona na dia kely aza.
5وَأَذِنَتْ لِرَبِّهَا وَحُقَّتْ
Dia hankato ny Tompony izy ary hanao izay rehetra tsy maintsy hataony.
6يَا أَيُّهَا الْإِنسَانُ إِنَّكَ كَادِحٌ إِلَىٰ رَبِّكَ كَدْحًا فَمُلَاقِيهِ
O! Ry olombelona! Tena marina ianao izay mitolona hizotra hoany amin'ny Tomponao io, dia tsy maintsy hihaona Aminy.
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 4

Surah Al-Inshiqaq Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ka hamoaka ireo rehetra tao anatiny ho foana tsy hisy…

Surah Andininy 4/25 — Surah Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Inshiqaq Henoy, Surah Al-Inshiqaq Fandikana, Surah Al-Inshiqaq mp3, Surah Al-Inshiqaq pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers