Al-Inshiqaq · 15/25
Fandikana Fanononana — Surah Al-Inshiqaq
بَلَىٰ إِنَّ رَبَّهُ كَانَ بِهِ بَصِيرًا ۝١٥
Balaaa inna Rabbahoo kaana bihee baseeraa
📖 Dikany Malagasy
Indrisy anefa tsy izany ! Ny Tompony dia manara-maso azy fatratra tokoa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 13-17 — Surah Al-Inshiqaq

13إِنَّهُ كَانَ فِي أَهْلِهِ مَسْرُورًا
Fony izy tany amin'ny ankohonany dia niaina tamim-pifaliana tokoa.
14إِنَّهُ ظَنَّ أَن لَّن يَحُورَ
Ka dia tsy nihevitra ny hiverina any amin'ny Tompony izy ka hitsangana amin'ny maty.
15بَلَىٰ إِنَّ رَبَّهُ كَانَ بِهِ بَصِيرًا
Indrisy anefa tsy izany ! Ny Tompony dia manara-maso azy fatratra tokoa.
16فَلَا أُقْسِمُ بِالشَّفَقِ
Tsia! Mianiana amin'ny fara-vodi-lanitra mena aho!
17وَاللَّيْلِ وَمَا وَسَقَ
Sy amin'ny alina ary amin'izay rehetra koboniny ao!
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 15

Surah Al-Inshiqaq Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Indrisy anefa tsy izany ! Ny Tompony dia manara-maso azy…

Surah Andininy 15/25 — Surah Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Inshiqaq Henoy, Surah Al-Inshiqaq Fandikana, Surah Al-Inshiqaq mp3, Surah Al-Inshiqaq pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers