Al-Inshiqaq · 14/25
Fandikana Fanononana — Surah Al-Inshiqaq
إِنَّهُ ظَنَّ أَن لَّن يَحُورَ ۝١٤
Innahoo zanna al lai yahoor
📖 Dikany Malagasy
Ka dia tsy nihevitra ny hiverina any amin'ny Tompony izy ka hitsangana amin'ny maty.

🎧 Henoy


📜 Andininy 12-16 — Surah Al-Inshiqaq

12وَيَصْلَىٰ سَعِيرًا
ary hatsipy ao anaty afo.
13إِنَّهُ كَانَ فِي أَهْلِهِ مَسْرُورًا
Fony izy tany amin'ny ankohonany dia niaina tamim-pifaliana tokoa.
14إِنَّهُ ظَنَّ أَن لَّن يَحُورَ
Ka dia tsy nihevitra ny hiverina any amin'ny Tompony izy ka hitsangana amin'ny maty.
15بَلَىٰ إِنَّ رَبَّهُ كَانَ بِهِ بَصِيرًا
Indrisy anefa tsy izany ! Ny Tompony dia manara-maso azy fatratra tokoa.
16فَلَا أُقْسِمُ بِالشَّفَقِ
Tsia! Mianiana amin'ny fara-vodi-lanitra mena aho!
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
14Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 14

Surah Al-Inshiqaq Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka dia tsy nihevitra ny hiverina any amin'ny Tompony izy…

Surah Andininy 14/25 — Surah Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Inshiqaq Henoy, Surah Al-Inshiqaq Fandikana, Surah Al-Inshiqaq mp3, Surah Al-Inshiqaq pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers