Al-Inshiqaq · 16/25
Fandikana Fanononana — Al-Inshiqaq
فَلَا أُقْسِمُ بِالشَّفَقِ ۝١٦
Falaaa uqsimu bishshafaq
📖 Dikany Malagasy
Tsia! Mianiana amin'ny fara-vodi-lanitra mena aho!
🎧 Henoy

📜 Andininy 14-18 — Al-Inshiqaq

14إِنَّهُ ظَنَّ أَن لَّن يَحُورَ
Ka dia tsy nihevitra ny hiverina any amin'ny Tompony izy ka hitsangana amin'ny maty.
15بَلَىٰ إِنَّ رَبَّهُ كَانَ بِهِ بَصِيرًا
Indrisy anefa tsy izany ! Ny Tompony dia manara-maso azy fatratra tokoa.
16فَلَا أُقْسِمُ بِالشَّفَقِ
Tsia! Mianiana amin'ny fara-vodi-lanitra mena aho!
17وَاللَّيْلِ وَمَا وَسَقَ
Sy amin'ny alina ary amin'izay rehetra koboniny ao!
18وَالْقَمَرِ إِذَا اتَّسَقَ
Ary amin'ny volana rehefa ho fenomanana iny!
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
16Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 16

Surah Al-Inshiqaq Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsia! Mianiana amin'ny fara-vodi-lanitra mena aho!

Surah Andininy 16/25 — Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Inshiqaq Henoy, Al-Inshiqaq Fandikana, Al-Inshiqaq mp3, Al-Inshiqaq pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers