Al-Inshiqaq · 21/25
Fandikana Fanononana — Al-Inshiqaq
وَإِذَا قُرِئَ عَلَيْهِمُ الْقُرْآنُ لَا يَسْجُدُونَ ۩ ۝٢١
Wa izaa quri`a `alaihimul Quraanu laa yasjudoon
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa torina amin'izy ireo ny Kor'oany masina dia tsy manaiky ny hiankohoka izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 19-23 — Al-Inshiqaq

19لَتَرْكَبُنَّ طَبَقًا عَن طَبَقٍ
Tena marina fa ianareo dia handalo dingana maro mifandimby.
20فَمَا لَهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Koa inona anefa no antony tsy mampino azy ireo?
21وَإِذَا قُرِئَ عَلَيْهِمُ الْقُرْآنُ لَا يَسْجُدُونَ ۩
Ary rehefa torina amin'izy ireo ny Kor'oany masina dia tsy manaiky ny hiankohoka izy ireo.
22بَلِ الَّذِينَ كَفَرُوا يُكَذِّبُونَ
Indrisy anefa fa ireo tsy mpino dia feno fandavana izany,
23وَاللَّهُ أَعْلَمُ بِمَا يُوعُونَ
Nefa I Allah dia mahafantatra tokoa izay kobonin'izy ireo.
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
21Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 21

Surah Al-Inshiqaq Andininy 21 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa torina amin'izy ireo ny Kor'oany masina dia tsy…

Surah Andininy 21/25 — Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Inshiqaq Henoy, Al-Inshiqaq Fandikana, Al-Inshiqaq mp3, Al-Inshiqaq pdf. Andininy 19–23. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers