Al-Inshiqaq · 11/25
Fandikana Fanononana — Surah Al-Inshiqaq
فَسَوْفَ يَدْعُو ثُبُورًا ۝١١
Fasawfa yad`oo subooraa
📖 Dikany Malagasy
dia hiantso an-drafahafatesana izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 9-13 — Surah Al-Inshiqaq

9وَيَنقَلِبُ إِلَىٰ أَهْلِهِ مَسْرُورًا
Ary hiverina any amin'ny ankohonany am-pifaliana tokoa,
10وَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ وَرَاءَ ظَهْرِهِ
fa ho an'izay tolorana ny bokiny avy ao an-damosiny kosa
11فَسَوْفَ يَدْعُو ثُبُورًا
dia hiantso an-drafahafatesana izy.
12وَيَصْلَىٰ سَعِيرًا
ary hatsipy ao anaty afo.
13إِنَّهُ كَانَ فِي أَهْلِهِ مَسْرُورًا
Fony izy tany amin'ny ankohonany dia niaina tamim-pifaliana tokoa.
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 11

Surah Al-Inshiqaq Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : dia hiantso an-drafahafatesana izy.

Surah Andininy 11/25 — Surah Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Inshiqaq Henoy, Surah Al-Inshiqaq Fandikana, Surah Al-Inshiqaq mp3, Surah Al-Inshiqaq pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers