Al-Inshiqaq · 3/25
Fandikana Fanononana — Surah Al-Inshiqaq
وَإِذَا الْأَرْضُ مُدَّتْ ۝٣
Wa izal ardu muddat
📖 Dikany Malagasy
ary rehefa hihetsika ny tany ka hitovy tantana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah Al-Inshiqaq

1إِذَا السَّمَاءُ انشَقَّتْ
Rehefa hitriatra ny lanitra.
2وَأَذِنَتْ لِرَبِّهَا وَحُقَّتْ
Dia ankato ny Tompony izy ary hanao izay rehetra tsy maintsy hataony.
3وَإِذَا الْأَرْضُ مُدَّتْ
ary rehefa hihetsika ny tany ka hitovy tantana.
4وَأَلْقَتْ مَا فِيهَا وَتَخَلَّتْ
ka hamoaka ireo rehetra tao anatiny ho foana tsy hisy hijanona na dia kely aza.
5وَأَذِنَتْ لِرَبِّهَا وَحُقَّتْ
Dia hankato ny Tompony izy ary hanao izay rehetra tsy maintsy hataony.
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 3

Surah Al-Inshiqaq Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ary rehefa hihetsika ny tany ka hitovy tantana.

Surah Andininy 3/25 — Surah Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Inshiqaq Henoy, Surah Al-Inshiqaq Fandikana, Surah Al-Inshiqaq mp3, Surah Al-Inshiqaq pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers