Al-Inshiqaq · 5/25
Fandikana Fanononana — Surah Al-Inshiqaq
وَأَذِنَتْ لِرَبِّهَا وَحُقَّتْ ۝٥
Wa azinat li Rabbihaa wa huqqat
📖 Dikany Malagasy
Dia hankato ny Tompony izy ary hanao izay rehetra tsy maintsy hataony.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 3-7 — Surah Al-Inshiqaq

3وَإِذَا الْأَرْضُ مُدَّتْ
ary rehefa hihetsika ny tany ka hitovy tantana.
4وَأَلْقَتْ مَا فِيهَا وَتَخَلَّتْ
ka hamoaka ireo rehetra tao anatiny ho foana tsy hisy hijanona na dia kely aza.
5وَأَذِنَتْ لِرَبِّهَا وَحُقَّتْ
Dia hankato ny Tompony izy ary hanao izay rehetra tsy maintsy hataony.
6يَا أَيُّهَا الْإِنسَانُ إِنَّكَ كَادِحٌ إِلَىٰ رَبِّكَ كَدْحًا فَمُلَاقِيهِ
O! Ry olombelona! Tena marina ianao izay mitolona hizotra hoany amin'ny Tomponao io, dia tsy maintsy hihaona Aminy.
7فَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ بِيَمِينِهِ
Ka ho an'izay tolorana ny bokiny amin'ny ankavanany.
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 5

Surah Al-Inshiqaq Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia hankato ny Tompony izy ary hanao izay rehetra tsy…

Surah Andininy 5/25 — Surah Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Inshiqaq Henoy, Surah Al-Inshiqaq Fandikana, Surah Al-Inshiqaq mp3, Surah Al-Inshiqaq pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers