Al-Inshiqaq · 6/25
Fandikana Fanononana — Surah Al-Inshiqaq
يَا أَيُّهَا الْإِنسَانُ إِنَّكَ كَادِحٌ إِلَىٰ رَبِّكَ كَدْحًا فَمُلَاقِيهِ ۝٦
Yaaa ayyuhal insaanu innaka kaadihun ilaa Rabbika kad han famulaaqeeh
📖 Dikany Malagasy
O! Ry olombelona! Tena marina ianao izay mitolona hizotra hoany amin'ny Tomponao io, dia tsy maintsy hihaona Aminy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Al-Inshiqaq

4وَأَلْقَتْ مَا فِيهَا وَتَخَلَّتْ
ka hamoaka ireo rehetra tao anatiny ho foana tsy hisy hijanona na dia kely aza.
5وَأَذِنَتْ لِرَبِّهَا وَحُقَّتْ
Dia hankato ny Tompony izy ary hanao izay rehetra tsy maintsy hataony.
6يَا أَيُّهَا الْإِنسَانُ إِنَّكَ كَادِحٌ إِلَىٰ رَبِّكَ كَدْحًا فَمُلَاقِيهِ
O! Ry olombelona! Tena marina ianao izay mitolona hizotra hoany amin'ny Tomponao io, dia tsy maintsy hihaona Aminy.
7فَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ بِيَمِينِهِ
Ka ho an'izay tolorana ny bokiny amin'ny ankavanany.
8فَسَوْفَ يُحَاسَبُ حِسَابًا يَسِيرًا
dia handalo fitsarana maivana dia maivana izy,
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 6

Surah Al-Inshiqaq Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : O! Ry olombelona! Tena marina ianao izay mitolona hizotra hoany…

Surah Andininy 6/25 — Surah Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Inshiqaq Henoy, Surah Al-Inshiqaq Fandikana, Surah Al-Inshiqaq mp3, Surah Al-Inshiqaq pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers