Al-Inshiqaq · 12/25
Fandikana Fanononana — Surah Al-Inshiqaq
وَيَصْلَىٰ سَعِيرًا ۝١٢
Wa yaslaa sa`eeraa
📖 Dikany Malagasy
ary hatsipy ao anaty afo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 10-14 — Surah Al-Inshiqaq

10وَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ وَرَاءَ ظَهْرِهِ
fa ho an'izay tolorana ny bokiny avy ao an-damosiny kosa
11فَسَوْفَ يَدْعُو ثُبُورًا
dia hiantso an-drafahafatesana izy.
12وَيَصْلَىٰ سَعِيرًا
ary hatsipy ao anaty afo.
13إِنَّهُ كَانَ فِي أَهْلِهِ مَسْرُورًا
Fony izy tany amin'ny ankohonany dia niaina tamim-pifaliana tokoa.
14إِنَّهُ ظَنَّ أَن لَّن يَحُورَ
Ka dia tsy nihevitra ny hiverina any amin'ny Tompony izy ka hitsangana amin'ny maty.
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 12

Surah Al-Inshiqaq Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ary hatsipy ao anaty afo.

Surah Andininy 12/25 — Surah Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Inshiqaq Henoy, Surah Al-Inshiqaq Fandikana, Surah Al-Inshiqaq mp3, Surah Al-Inshiqaq pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers