Yunosy · 33/109
Fandikana Fanononana — Surah Yunosy
كَذَٰلِكَ حَقَّتْ كَلِمَتُ رَبِّكَ عَلَى الَّذِينَ فَسَقُوا أَنَّهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ ۝٣٣
Kazaalika haqqat Kalimatu Rabbika `alal lazeena fasaqooo annahum laa yu`minoon
📖 Dikany Malagasy
Tahak’izany no nahatanteraka ny tenin’ny tomponao tamin’ireo izay nanao asa ratsy : “ Fa izy ireo dia tena tsy nino mihitsy ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 31-35 — Surah Yunosy

31قُلْ مَن يَرْزُقُكُم مِّنَ السَّمَاءِ وَالْأَرْضِ أَمَّن يَمْلِكُ السَّمْعَ وَالْأَبْصَارَ وَمَن يُخْرِجُ الْحَيَّ مِنَ الْمَيِّتِ وَيُخْرِجُ الْمَيِّتَ مِنَ الْحَيِّ وَمَن يُدَبِّرُ الْأَمْرَ ۚ فَسَيَقُولُونَ اللَّهُ ۚ فَقُلْ أَفَلَا تَتَّقُونَ
Teneno hoe : " iza no manome anjara ho Anareo avy any an-danitra sy ety an-tany, na koa iza no mitantana ny fandrenesana sy ny fahitana ary iza no mamoaka ny velona amin’ny maty sy mamoaka ny maty amin’ny velona ary iza no mandrindra ny raharaha rehetra ? ” dia hiteny izy ireo ka hanao hoe : " Allah ”, ka teneno hoe : " ka moa tsy matahotra Azy va ianareo ? ”
32فَذَٰلِكُمُ اللَّهُ رَبُّكُمُ الْحَقُّ ۖ فَمَاذَا بَعْدَ الْحَقِّ إِلَّا الضَّلَالُ ۖ فَأَنَّىٰ تُصْرَفُونَ
Izany i Allah Tomponareo, ilay Marina, ka inona no aorian’ny fahamarinana raha tsy ny fahaverezana ? Ary inona indray no mampivily làlana Anareo ?
33كَذَٰلِكَ حَقَّتْ كَلِمَتُ رَبِّكَ عَلَى الَّذِينَ فَسَقُوا أَنَّهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Tahak’izany no nahatanteraka ny tenin’ny tomponao tamin’ireo izay nanao asa ratsy : “ Fa izy ireo dia tena tsy nino mihitsy ”.
34قُلْ هَلْ مِن شُرَكَائِكُم مَّن يَبْدَأُ الْخَلْقَ ثُمَّ يُعِيدُهُ ۚ قُلِ اللَّهُ يَبْدَأُ الْخَلْقَ ثُمَّ يُعِيدُهُ ۖ فَأَنَّىٰ تُؤْفَكُونَ
Teneno hoe : " Amin’ireo mpiombon’antoka Aminareo, iza no manomboka amin’ny fahariana avy eo izy no mamerina izany aoriana (fahafatesana) Teneno hoe : i Allah irery ihany no manomboka ny fahariana sy mamerina izany. Nahoana Ianareo no mivily làlana (amin’ny fanopoana Allah.
35قُلْ هَلْ مِن شُرَكَائِكُم مَّن يَهْدِي إِلَى الْحَقِّ ۚ قُلِ اللَّهُ يَهْدِي لِلْحَقِّ ۗ أَفَمَن يَهْدِي إِلَى الْحَقِّ أَحَقُّ أَن يُتَّبَعَ أَمَّن لَّا يَهِدِّي إِلَّا أَن يُهْدَىٰ ۖ فَمَا لَكُمْ كَيْفَ تَحْكُمُونَ
Teneno hoe : " Moa ve misy amin’ireo mpiombon’antoka Aminareo izay mitarika mankany amin’ny fahamarinana ? ” Teneno hoe : i Allah no mitarika any amin’ny fahamarinana. Moa ve izay mitarika amin’ny fahamarinana no mendrika arahana kokoa sa izay tsy mahatari-tena raha tsy misy mpitarika Azy ? Inona àry no mahazo Anareo ? Ahoana no fitsaranareo izany ?
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
33Andininy

Fandikana — Yunosy 33

Surah Yunosy Andininy 33 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tahak’izany no nahatanteraka ny tenin’ny tomponao tamin’ireo izay nanao asa…

Surah Andininy 33/109 — Surah Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yunosy Henoy, Surah Yunosy Fandikana, Surah Yunosy mp3, Surah Yunosy pdf. Andininy 31–35. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers