Yunosy · 97/109
Fandikana Fanononana — Surah Yunosy
وَلَوْ جَاءَتْهُمْ كُلُّ آيَةٍ حَتَّىٰ يَرَوُا الْعَذَابَ الْأَلِيمَ ۝٩٧
Wa law jaaa`at hum kullu Aayatin hattaa yarawul `azaabal aleem
📖 Dikany Malagasy
Na dia tonga tamin’izy ireo aza ireo fanambarana rehetra, mandra-pahitan’izy ireo ny sazy mamirifiry.

🎧 Henoy


📜 Andininy 95-99 — Surah Yunosy

95وَلَا تَكُونَنَّ مِنَ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِ اللَّهِ فَتَكُونَ مِنَ الْخَاسِرِينَ
Ary aza manao ho isan’ireo milaza fa lainga ny Fanambaran’i Allah. Fa ho isan’ireo maty antoka Ianao.
96إِنَّ الَّذِينَ حَقَّتْ عَلَيْهِمْ كَلِمَتُ رَبِّكَ لَا يُؤْمِنُونَ
Marina fa ireo izay niharan’ny tenin’ny Tomponao dia tsy hino velively,
97وَلَوْ جَاءَتْهُمْ كُلُّ آيَةٍ حَتَّىٰ يَرَوُا الْعَذَابَ الْأَلِيمَ
Na dia tonga tamin’izy ireo aza ireo fanambarana rehetra, mandra-pahitan’izy ireo ny sazy mamirifiry.
98فَلَوْلَا كَانَتْ قَرْيَةٌ آمَنَتْ فَنَفَعَهَا إِيمَانُهَا إِلَّا قَوْمَ يُونُسَ لَمَّا آمَنُوا كَشَفْنَا عَنْهُمْ عَذَابَ الْخِزْيِ فِي الْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَمَتَّعْنَاهُمْ إِلَىٰ حِينٍ
Raha mba misy tanàna iray nino, ankoatra ny Vahoakan’i Jonasy, dia nahasoa azy ireo ny finoana ! Ary ho nesorinay tamn’izy ireo ny fampijaliana amin’ny fiainana eto an-tany sy nomenay fahafinaretana izy ireo ao anaty fotoana voafetra.
99وَلَوْ شَاءَ رَبُّكَ لَآمَنَ مَن فِي الْأَرْضِ كُلُّهُمْ جَمِيعًا ۚ أَفَأَنتَ تُكْرِهُ النَّاسَ حَتَّىٰ يَكُونُوا مُؤْمِنِينَ
Ary raha sitraky ny Tomponao dia hino avokoa izay rehetra eto an-tany. Moa ve Ianao no hanery ny Olona rehetra ho tonga mpino ?
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
97Andininy

Fandikana — Yunosy 97

Surah Yunosy Andininy 97 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Na dia tonga tamin’izy ireo aza ireo fanambarana rehetra, mandra-pahitan’izy…

Surah Andininy 97/109 — Surah Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yunosy Henoy, Surah Yunosy Fandikana, Surah Yunosy mp3, Surah Yunosy pdf. Andininy 95–99. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers