Houd · 119/123
Fandikana Fanononana — Houd
إِلَّا مَن رَّحِمَ رَبُّكَ ۚ وَلِذَٰلِكَ خَلَقَهُمْ ۗ وَتَمَّتْ كَلِمَةُ رَبِّكَ لَأَمْلَأَنَّ جَهَنَّمَ مِنَ الْجِنَّةِ وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ ١١٩
Transliteration
Illaa mar rahima Rabbuk; wa lizaalika khalaqahum; wa tammat Kalimatu Rabbika la amla`ana Jahannama minal jinnati wannnaasi ajma`een
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Afa-tsy ireo izay nomen’ny Tomponao famindram-po ihany. Satria izany no nohariany azy ireo. Ary tanteraka tokoa ny tenin’ny Tomponao manao hoe : “ Hamafisina, fa ho fenoiko Djiny (tsiny) sy olombelona avokoa miaraka ao anaty Afo-be ”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 117-121 — Houd
117وَمَا كَانَ رَبُّكَ لِيُهْلِكَ الْقُرَىٰ بِظُلْمٍ وَأَهْلُهَا مُصْلِحُونَ
Ary ny Tomponao, dia tsy handrava amin’ny tsy rariny ireo tanàna raha mbola misy mponina miezaka manarina ny ratsy ao Aminy.
118وَلَوْ شَاءَ رَبُّكَ لَجَعَلَ النَّاسَ أُمَّةً وَاحِدَةً ۖ وَلَا يَزَالُونَ مُخْتَلِفِينَ
Ary raha sitraky ny Tomponao, dia nataony ho vahoaka iray mitovy tarigetra ihany ny olona rehetra nefa tsy mijanona amin’ny tsy fifanarahana tokoa izy ireo,
119إِلَّا مَن رَّحِمَ رَبُّكَ ۚ وَلِذَٰلِكَ خَلَقَهُمْ ۗ وَتَمَّتْ كَلِمَةُ رَبِّكَ لَأَمْلَأَنَّ جَهَنَّمَ مِنَ الْجِنَّةِ وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ
Afa-tsy ireo izay nomen’ny Tomponao famindram-po ihany. Satria izany no nohariany azy ireo. Ary tanteraka tokoa ny tenin’ny Tomponao manao hoe : “ Hamafisina, fa ho fenoiko Djiny (tsiny) sy olombelona avokoa miaraka ao anaty Afo-be ”.
120وَكُلًّا نَّقُصُّ عَلَيْكَ مِنْ أَنبَاءِ الرُّسُلِ مَا نُثَبِّتُ بِهِ فُؤَادَكَ ۚ وَجَاءَكَ فِي هَٰذِهِ الْحَقُّ وَمَوْعِظَةٌ وَذِكْرَىٰ لِلْمُؤْمِنِينَ
Ary izay rehetra notataranay Taminao mikasika ny tantaran’ireo Iraka, dia ny hanamafisanay ny fonao. Ary avy tamin’izany no nahatongavan’ny fahamarinana (Ny Kor’any) sy anatra ary fampahatsiahivana Taminao ho an’ireo mpino.
121وَقُل لِّلَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ اعْمَلُوا عَلَىٰ مَكَانَتِكُمْ إِنَّا عَامِلُونَ
Ary lazao amin’ireo izay tsy mino ny teny manao hoe : “ Miasà Ianareo araka izay vitanareo, fa izahay kosa dia hiasa araka izay vitanay ”.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
119Andininy
Fandikana — Houd 119
Surah Houd Andininy 119 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Afa-tsy ireo izay nomen’ny Tomponao famindram-po ihany. Satria izany no…Surah Andininy 119/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 117–121. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








