Houd · 57/123
Fandikana Fanononana — Houd
فَإِن تَوَلَّوْا فَقَدْ أَبْلَغْتُكُم مَّا أُرْسِلْتُ بِهِ إِلَيْكُمْ ۚ وَيَسْتَخْلِفُ رَبِّي قَوْمًا غَيْرَكُمْ وَلَا تَضُرُّونَهُ شَيْئًا ۚ إِنَّ رَبِّي عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ حَفِيظٌ ۝٥٧
Fa in tawallaw faqad ablaghtukum maaa ursiltu biheee ilaikum; wa yastakhlifu Rabbee qawman ghairakum wa laa tadur roonahoo shai`aa; inna Rabbee `alaa kulli shai`in Hafeez
📖 Dikany Malagasy
Raha mitodi-damosina kosa Ianareo…, dia efa nampitaiko Taminareo (ny hafatra) izay nanirahana Ahy Taminareo. Ary hanolo vahoaka hafa ankoatra Anareo ny Tompoko, ka tsy havita na inona na inona na dia kely Aminy aza Ianareo. Tena marina fa ny Tompoko no Mpiambina tsara indrindra ny zava-drehetra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 55-59 — Houd

55مِن دُونِهِ ۖ فَكِيدُونِي جَمِيعًا ثُمَّ لَا تُنظِرُونِ
Ankoatra Azy. Ampiasao Amiko daholo àry ny tetika, ary aza omenareo fotoana hiandrasana Aho.
56إِنِّي تَوَكَّلْتُ عَلَى اللَّهِ رَبِّي وَرَبِّكُم ۚ مَّا مِن دَابَّةٍ إِلَّا هُوَ آخِذٌ بِنَاصِيَتِهَا ۚ إِنَّ رَبِّي عَلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ
Apetrako amin’i Allah, ilay Tompoko sy Tomponareo ny fitokisana. Tsy misy zava-manan’aina izay tsy ho eo ambany fahefany. Tena marina fa ny Tompoko dia amin’ny làla-mahitsy.
57فَإِن تَوَلَّوْا فَقَدْ أَبْلَغْتُكُم مَّا أُرْسِلْتُ بِهِ إِلَيْكُمْ ۚ وَيَسْتَخْلِفُ رَبِّي قَوْمًا غَيْرَكُمْ وَلَا تَضُرُّونَهُ شَيْئًا ۚ إِنَّ رَبِّي عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ حَفِيظٌ
Raha mitodi-damosina kosa Ianareo…, dia efa nampitaiko Taminareo (ny hafatra) izay nanirahana Ahy Taminareo. Ary hanolo vahoaka hafa ankoatra Anareo ny Tompoko, ka tsy havita na inona na inona na dia kely Aminy aza Ianareo. Tena marina fa ny Tompoko no Mpiambina tsara indrindra ny zava-drehetra.
58وَلَمَّا جَاءَ أَمْرُنَا نَجَّيْنَا هُودًا وَالَّذِينَ آمَنُوا مَعَهُ بِرَحْمَةٍ مِّنَّا وَنَجَّيْنَاهُم مِّنْ عَذَابٍ غَلِيظٍ
Ary rehefa tonga ny didinay, dia novonjenay i Hody tamin’ny alalan’ny famindram-po avy Taminay, sy ireo izay nino niaraka Taminy. Ary navotanay tamin’ny sazy henjana izy ireo.
59وَتِلْكَ عَادٌ ۖ جَحَدُوا بِآيَاتِ رَبِّهِمْ وَعَصَوْا رُسُلَهُ وَاتَّبَعُوا أَمْرَ كُلِّ جَبَّارٍ عَنِيدٍ
Indro ireo (vahoaka) Andy, nandà ireo famantarana avy amin’ny Tompon’izy ireo, tsy nankato ireo Irany fa nanaraka kosa ny didin’ireo mpanefoefo mahery loha.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
57Andininy

Fandikana — Houd 57

Surah Houd Andininy 57 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha mitodi-damosina kosa Ianareo…, dia efa nampitaiko Taminareo (ny hafatra)…

Surah Andininy 57/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 55–59. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers