Houd · 80/123
Fandikana Fanononana — Houd
قَالَ لَوْ أَنَّ لِي بِكُمْ قُوَّةً أَوْ آوِي إِلَىٰ رُكْنٍ شَدِيدٍ ۝٨٠
Qaala law anna lee bikum quwwatan aw aaweee ilaa ruknin shadeed
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ka nanao hoe : “ Raha manana hery hanoherana Anareo Aho, na koa nahita andry matanjaka hiankinana ! "
🎧 Henoy

📜 Andininy 78-82 — Houd

78وَجَاءَهُ قَوْمُهُ يُهْرَعُونَ إِلَيْهِ وَمِن قَبْلُ كَانُوا يَعْمَلُونَ السَّيِّئَاتِ ۚ قَالَ يَا قَوْمِ هَٰؤُلَاءِ بَنَاتِي هُنَّ أَطْهَرُ لَكُمْ ۖ فَاتَّقُوا اللَّهَ وَلَا تُخْزُونِ فِي ضَيْفِي ۖ أَلَيْسَ مِنكُمْ رَجُلٌ رَّشِيدٌ
Fa ireo vahoakany kosa, dia tonga nihazakazaka nanatona Azy. Ary teo aloha dia nanao asa ratsy izy ireo. Niteny Izy (Lota) ka nanao hoe: “ Oh ry vahoakako ! ireto ny zanako vavy : Madio tokoa izy ireo ho Anareo. Ka matahora an’i Allah àry Ianareo, ary aza manala-baraka Ahy amin’ireto vahiniko Ianareo. Moa ve tsy mba misy lehilahy misaina eto Aminareo ? ”
79قَالُوا لَقَدْ عَلِمْتَ مَا لَنَا فِي بَنَاتِكَ مِنْ حَقٍّ وَإِنَّكَ لَتَعْلَمُ مَا نُرِيدُ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : " Efa fantatrao tsara, fa tsy manan-jo amin’ireo zanakao vavy ireo Izahay. Tena marina fa Ianao dia mahalala tsara izay tadiavinay ”.
80قَالَ لَوْ أَنَّ لِي بِكُمْ قُوَّةً أَوْ آوِي إِلَىٰ رُكْنٍ شَدِيدٍ
Niteny izy ka nanao hoe : “ Raha manana hery hanoherana Anareo Aho, na koa nahita andry matanjaka hiankinana ! "
81قَالُوا يَا لُوطُ إِنَّا رُسُلُ رَبِّكَ لَن يَصِلُوا إِلَيْكَ ۖ فَأَسْرِ بِأَهْلِكَ بِقِطْعٍ مِّنَ اللَّيْلِ وَلَا يَلْتَفِتْ مِنكُمْ أَحَدٌ إِلَّا امْرَأَتَكَ ۖ إِنَّهُ مُصِيبُهَا مَا أَصَابَهُمْ ۚ إِنَّ مَوْعِدَهُمُ الصُّبْحُ ۚ أَلَيْسَ الصُّبْحُ بِقَرِيبٍ
Niteny izy ireo (Anjely) ka nanao hoe : “Ry Lota ! izahay dia Iraky ny Tomponao. Tsy ahatratra anao velively izy ireo, koa mandehana ianao miaraka amin’ny fianakavianao amin’ny ampaham-potoana amin’ny alina, ary dia aoka tsy hisy hitodika na dia ny iray aminareo afa-tsy ny vadinao, satria izay hanjo azy ireo dia hanjo azy ihany koa : “Tena marina fa ny fotoana omena azy ireo dia ny maraina vao mangiran-dratsy ka moa ve tsy efa akaiky tokoa ny maraina vao mangiran-dratsy? ”
82فَلَمَّا جَاءَ أَمْرُنَا جَعَلْنَا عَالِيَهَا سَافِلَهَا وَأَمْطَرْنَا عَلَيْهَا حِجَارَةً مِّن سِجِّيلٍ مَّنضُودٍ
Ary rehefa tonga ny didinay, dia navadikay (ny tànana) ambony ho ambany, ary narotsakay tahaka ny orana tamin'ireo vaingan-tany manga mahamay mifanesisesy.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
80Andininy

Fandikana — Houd 80

Surah Houd Andininy 80 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ka nanao hoe : “ Raha manana hery…

Surah Andininy 80/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 78–82. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers