Houd · 96/123
Fandikana Fanononana — Houd
وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا مُوسَىٰ بِآيَاتِنَا وَسُلْطَانٍ مُّبِينٍ ٩٦
Transliteration
Wa laqad arsalnaa Moosaa bi Aayaatinaa wa sultaanim mubeen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary efa nalefanay i Mosesy (Mosa) niaraka tamin’ireo fahagagana sy fahefana miharihary avy Taminay,
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 94-98 — Houd
94وَلَمَّا جَاءَ أَمْرُنَا نَجَّيْنَا شُعَيْبًا وَالَّذِينَ آمَنُوا مَعَهُ بِرَحْمَةٍ مِّنَّا وَأَخَذَتِ الَّذِينَ ظَلَمُوا الصَّيْحَةُ فَأَصْبَحُوا فِي دِيَارِهِمْ جَاثِمِينَ
Ary rehefa tonga ny didinay, dia navotanay i Shoaibo (A.s) sy ireo izay nino niaraka taminy, nohon'ny famindram-po avy Taminay. Ary nianjady tamin’ireo mpanao ny tsy rariny ny Hiakiaka, ka indro izy ireo maty niampatra tao amin’ny toeram-ponenany avy.
95كَأَن لَّمْ يَغْنَوْا فِيهَا ۗ أَلَا بُعْدًا لِّمَدْيَنَ كَمَا بَعِدَتْ ثَمُودُ
Tahaka ny tsy niaina teto (an-tany) izy ireo. Ho ringana anie ireo vahoaka Madiana, tahaka ny nandringanana ireo foko Samody.
96وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا مُوسَىٰ بِآيَاتِنَا وَسُلْطَانٍ مُّبِينٍ
Ary efa nalefanay i Mosesy (Mosa) niaraka tamin’ireo fahagagana sy fahefana miharihary avy Taminay,
97إِلَىٰ فِرْعَوْنَ وَمَلَئِهِ فَاتَّبَعُوا أَمْرَ فِرْعَوْنَ ۖ وَمَا أَمْرُ فِرْعَوْنَ بِرَشِيدٍ
Ho any amin’ny Faraona sy ireo loholony. Nefa nanaraka ny baikon’i Faraona izy ireo. Ny baikon’i Faraona anefa dia tsy manaraka ny fahamarinana.
98يَقْدُمُ قَوْمَهُ يَوْمَ الْقِيَامَةِ فَأَوْرَدَهُمُ النَّارَ ۖ وَبِئْسَ الْوِرْدُ الْمَوْرُودُ
Hialoha ny vahoakany Izy amin’ny Andro farany, Andro ny fitsanganana. Ho entiny hiditra ao amin’ny Afobe izy ireo. Ary tena ratsy tokoa izany fidirana izany !
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
96Andininy
Fandikana — Houd 96
Surah Houd Andininy 96 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary efa nalefanay i Mosesy (Mosa) niaraka tamin’ireo fahagagana sy…Surah Andininy 96/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 94–98. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








