Yosofy · 108/111
Fandikana Fanononana — Yosofy
قُلْ هَٰذِهِ سَبِيلِي أَدْعُو إِلَى اللَّهِ ۚ عَلَىٰ بَصِيرَةٍ أَنَا وَمَنِ اتَّبَعَنِي ۖ وَسُبْحَانَ اللَّهِ وَمَا أَنَا مِنَ الْمُشْرِكِينَ ۝١٠٨
Qul haazihee sabeeleee ad`ooo ilal laah; `alaa baseera tin ana wa manit taba`anee wa Subhaanal laahi wa maaa ana minal mushrikeen
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : ” Ity no làlako, miantso ny Olona mankany amin’i Allah Aho, amin’ny alalan’ny porofo mazava, Izaho sy ireo izay manaraka Ahy.Voninahitra anie ho an’i Allah. Izaho dia tsy anisan’ireo manana zanahary maro.
🎧 Henoy

📜 Andininy 106-110 — Yosofy

106وَمَا يُؤْمِنُ أَكْثَرُهُم بِاللَّهِ إِلَّا وَهُم مُّشْرِكُونَ
Ary ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mino an’i Allah raha tsy mampikambana Azy amin’ny zanahary hafa.
107أَفَأَمِنُوا أَن تَأْتِيَهُمْ غَاشِيَةٌ مِّنْ عَذَابِ اللَّهِ أَوْ تَأْتِيَهُمُ السَّاعَةُ بَغْتَةً وَهُمْ لَا يَشْعُرُونَ
Inona no tokin’izy ireo raha tonga handrakotra azy ireo ny sazin’i Allah, na koa ho tonga tampoka amin’ny fotoana tsy ampoizin’izy ireo ilay ora nefa tsy hatsapa izany izy ireo ?
108قُلْ هَٰذِهِ سَبِيلِي أَدْعُو إِلَى اللَّهِ ۚ عَلَىٰ بَصِيرَةٍ أَنَا وَمَنِ اتَّبَعَنِي ۖ وَسُبْحَانَ اللَّهِ وَمَا أَنَا مِنَ الْمُشْرِكِينَ
Teneno hoe : ” Ity no làlako, miantso ny Olona mankany amin’i Allah Aho, amin’ny alalan’ny porofo mazava, Izaho sy ireo izay manaraka Ahy.Voninahitra anie ho an’i Allah. Izaho dia tsy anisan’ireo manana zanahary maro.
109وَمَا أَرْسَلْنَا مِن قَبْلِكَ إِلَّا رِجَالًا نُّوحِي إِلَيْهِم مِّنْ أَهْلِ الْقُرَىٰ ۗ أَفَلَمْ يَسِيرُوا فِي الْأَرْضِ فَيَنظُرُوا كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ ۗ وَلَدَارُ الْآخِرَةِ خَيْرٌ لِّلَّذِينَ اتَّقَوْا ۗ أَفَلَا تَعْقِلُونَ
Izahay dia tsy nandefa, talohanao, afa-tsy ireo lehilahy avy tamin’ireo tanàna izay nanaovanay fanambarana. Moa tsy nielipatrana eran-tany va izy ireo, ary jereonareo ny fiafaran’ireo teo alohan’izy ireo? Hamafisina, fa tena tsara ho an’ireo izay manam-pahatahorana ny fonenana any an-koatra. Moa tsy misaina izany va ianareo?
110حَتَّىٰ إِذَا اسْتَيْأَسَ الرُّسُلُ وَظَنُّوا أَنَّهُمْ قَدْ كُذِبُوا جَاءَهُمْ نَصْرُنَا فَنُجِّيَ مَن نَّشَاءُ ۖ وَلَا يُرَدُّ بَأْسُنَا عَنِ الْقَوْمِ الْمُجْرِمِينَ
Raha efa very fanantenana ireo Iraka sy nieritreritra fa voampanga ho mpandainga izy ireo, dia tonga tamin’izy ireo avy hatrany ny Famonjenay. Ary navotanay izay sitrakay. Nefa tsy misy afaka manakana ny sazinay izay miantefa amin’ireo vahoaka mpanao heloka be vava.
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
108Andininy

Fandikana — Yosofy 108

Surah Yosofy Andininy 108 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : ” Ity no làlako, miantso ny Olona…

Surah Andininy 108/111 — Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yosofy Henoy, Yosofy Fandikana, Yosofy mp3, Yosofy pdf. Andininy 106–110. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers