Ibrahim · 14/52
Fandikana Fanononana — Ibrahim
وَلَنُسْكِنَنَّكُمُ الْأَرْضَ مِن بَعْدِهِمْ ۚ ذَٰلِكَ لِمَنْ خَافَ مَقَامِي وَخَافَ وَعِيدِ ۝١٤
Wa lanuskinan nakumul arda mim ba`dihim; zaalika liman khaafa maqaamee wa khaafa wa`eed
📖 Dikany Malagasy
Ary tena hametraka Anareo amin’ny tanàna aoriany izy ireo. Izany dia ho an’ireo izay matahotra ny fisiako sy matahotra ny fandrahonako.
🎧 Henoy

📜 Andininy 12-16 — Ibrahim

12وَمَا لَنَا أَلَّا نَتَوَكَّلَ عَلَى اللَّهِ وَقَدْ هَدَانَا سُبُلَنَا ۚ وَلَنَصْبِرَنَّ عَلَىٰ مَا آذَيْتُمُونَا ۚ وَعَلَى اللَّهِ فَلْيَتَوَكَّلِ الْمُتَوَكِّلُونَ
Fa inona no mbola tsy hametrahantsika ny fitokisana amin’i Allah, ka nefa Izy no nitarika Antsika tamin’ireo làlantsika ? Tsy maintsy hiaretanay ny fampijaliana izay Ataonareo Anay. Ary amin’i Allah no tokony hametrahan'ireo izay manana fitokisana ny fitokisany.”
13وَقَالَ الَّذِينَ كَفَرُوا لِرُسُلِهِمْ لَنُخْرِجَنَّكُم مِّنْ أَرْضِنَا أَوْ لَتَعُودُنَّ فِي مِلَّتِنَا ۖ فَأَوْحَىٰ إِلَيْهِمْ رَبُّهُمْ لَنُهْلِكَنَّ الظَّالِمِينَ
Ary niteny ireo izay tsy nino tamin’ny Iraka’izy ireo ka nanao hoe : " Tena horoahinay hiala amin’ny tanànanay Ianareo na koa hiverina amin’ny finoanay (finoan-drazana) ianareo ! ” Ka nanambara tamin’izy ireo ny Tompon’izy ireo ka nanao hoe : " Haringanay tanteraka ireo mpanao ny tsy rariny ”.
14وَلَنُسْكِنَنَّكُمُ الْأَرْضَ مِن بَعْدِهِمْ ۚ ذَٰلِكَ لِمَنْ خَافَ مَقَامِي وَخَافَ وَعِيدِ
Ary tena hametraka Anareo amin’ny tanàna aoriany izy ireo. Izany dia ho an’ireo izay matahotra ny fisiako sy matahotra ny fandrahonako.
15وَاسْتَفْتَحُوا وَخَابَ كُلُّ جَبَّارٍ عَنِيدٍ
Nangataka ny fandresena izy ireo (ireo Iraka) ka diso fanantenana ireo mpangeja, mpanohitra ny marina.
16مِّن وَرَائِهِ جَهَنَّمُ وَيُسْقَىٰ مِن مَّاءٍ صَدِيدٍ
Aorian’izany dia ny Afobe (jahannam), ary hampisotroina rano feno nana.
IbrahimFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
14Andininy

Fandikana — Ibrahim 14

Surah Ibrahim Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tena hametraka Anareo amin’ny tanàna aoriany izy ireo. Izany…

Surah Andininy 14/52 — Ibrahim إبراهيم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ibrahim Henoy, Ibrahim Fandikana, Ibrahim mp3, Ibrahim pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers