Ibrahim · 38/52
Fandikana Fanononana — Surah Ibrahim
رَبَّنَا إِنَّكَ تَعْلَمُ مَا نُخْفِي وَمَا نُعْلِنُ ۗ وَمَا يَخْفَىٰ عَلَى اللَّهِ مِن شَيْءٍ فِي الْأَرْضِ وَلَا فِي السَّمَاءِ ۝٣٨
Rabbanaaa innaka ta`lamu maa nukhfee wa maa nu`lin; wa maa yakhfaa `alal laahi min shai`in fil ardi wa laa fis samaaa
📖 Dikany Malagasy
Tomponay o ! Ianao tokoa no mahafantatra izay afeninay sy habaribarinay, ary tsy misy miafina amin’i Allah na dia kely aza, na eto an-tany na any an-koatra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 36-40 — Surah Ibrahim

36رَبِّ إِنَّهُنَّ أَضْلَلْنَ كَثِيرًا مِّنَ النَّاسِ ۖ فَمَن تَبِعَنِي فَإِنَّهُ مِنِّي ۖ وَمَنْ عَصَانِي فَإِنَّكَ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Tompo o ! Izy ireny dia tena nanary tokoa ny maro tamin’ny olombelona. n'iza n'iza manaraka Ahy, Izy no Oloko, ary izay tsy mankato Ahy kosa... Ianao no tena Mpamela-heloka sy be Fiantrana.
37رَّبَّنَا إِنِّي أَسْكَنتُ مِن ذُرِّيَّتِي بِوَادٍ غَيْرِ ذِي زَرْعٍ عِندَ بَيْتِكَ الْمُحَرَّمِ رَبَّنَا لِيُقِيمُوا الصَّلَاةَ فَاجْعَلْ أَفْئِدَةً مِّنَ النَّاسِ تَهْوِي إِلَيْهِمْ وَارْزُقْهُم مِّنَ الثَّمَرَاتِ لَعَلَّهُمْ يَشْكُرُونَ
Tomponay o ! Izaho dia nametraka amin’ny lohasaha tsy misy voly ny ampahany tamin’ireo ankohonako, eo akaikin’ny Tranonao Masina.Tomponay o !... Mba hanatanteraka ny Soalat izy ireo ka ataovy hirona amin’izy ireo ny fon’ireo Olona sasany ; ary omeo anjara fivelomana amin’ireo voankazo izy ireo. Angamba ahalala hankasitraka izy ireo.
38رَبَّنَا إِنَّكَ تَعْلَمُ مَا نُخْفِي وَمَا نُعْلِنُ ۗ وَمَا يَخْفَىٰ عَلَى اللَّهِ مِن شَيْءٍ فِي الْأَرْضِ وَلَا فِي السَّمَاءِ
Tomponay o ! Ianao tokoa no mahafantatra izay afeninay sy habaribarinay, ary tsy misy miafina amin’i Allah na dia kely aza, na eto an-tany na any an-koatra.
39الْحَمْدُ لِلَّهِ الَّذِي وَهَبَ لِي عَلَى الْكِبَرِ إِسْمَاعِيلَ وَإِسْحَاقَ ۚ إِنَّ رَبِّي لَسَمِيعُ الدُّعَاءِ
Dera sy voninahitra anie ho an’i Allah ! Izay nanome Ahy tao anaty fahanterana an’i Ismaely sy Isaka. Marina fa ny Tompoko dia mihaino ireo fangatahana.
40رَبِّ اجْعَلْنِي مُقِيمَ الصَّلَاةِ وَمِن ذُرِّيَّتِي ۚ رَبَّنَا وَتَقَبَّلْ دُعَاءِ
Tompo o ! Ataovy ho mpanatanteraka ny Soalat sy amin’ireo taranako Aho. Tomponay o ! Raiso ireo fangatahako.
IbrahimFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
38Andininy

Fandikana — Ibrahim 38

Surah Ibrahim Andininy 38 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tomponay o ! Ianao tokoa no mahafantatra izay afeninay sy…

Surah Andininy 38/52 — Surah Ibrahim إبراهيم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ibrahim Henoy, Surah Ibrahim Fandikana, Surah Ibrahim mp3, Surah Ibrahim pdf. Andininy 36–40. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers