Ibrahim · 39/52
Fandikana Fanononana — Ibrahim
الْحَمْدُ لِلَّهِ الَّذِي وَهَبَ لِي عَلَى الْكِبَرِ إِسْمَاعِيلَ وَإِسْحَاقَ ۚ إِنَّ رَبِّي لَسَمِيعُ الدُّعَاءِ ۝٣٩
Alhamdu lillaahil lazee wahaba lee `alal kibari Ismaa`eela wa Ishaaq; inna Rabbee lasamee`ud du`aaa
📖 Dikany Malagasy
Dera sy voninahitra anie ho an’i Allah ! Izay nanome Ahy tao anaty fahanterana an’i Ismaely sy Isaka. Marina fa ny Tompoko dia mihaino ireo fangatahana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 37-41 — Ibrahim

37رَّبَّنَا إِنِّي أَسْكَنتُ مِن ذُرِّيَّتِي بِوَادٍ غَيْرِ ذِي زَرْعٍ عِندَ بَيْتِكَ الْمُحَرَّمِ رَبَّنَا لِيُقِيمُوا الصَّلَاةَ فَاجْعَلْ أَفْئِدَةً مِّنَ النَّاسِ تَهْوِي إِلَيْهِمْ وَارْزُقْهُم مِّنَ الثَّمَرَاتِ لَعَلَّهُمْ يَشْكُرُونَ
Tomponay o ! Izaho dia nametraka amin’ny lohasaha tsy misy voly ny ampahany tamin’ireo ankohonako, eo akaikin’ny Tranonao Masina.Tomponay o !... Mba hanatanteraka ny Soalat izy ireo ka ataovy hirona amin’izy ireo ny fon’ireo Olona sasany ; ary omeo anjara fivelomana amin’ireo voankazo izy ireo. Angamba ahalala hankasitraka izy ireo.
38رَبَّنَا إِنَّكَ تَعْلَمُ مَا نُخْفِي وَمَا نُعْلِنُ ۗ وَمَا يَخْفَىٰ عَلَى اللَّهِ مِن شَيْءٍ فِي الْأَرْضِ وَلَا فِي السَّمَاءِ
Tomponay o ! Ianao tokoa no mahafantatra izay afeninay sy habaribarinay, ary tsy misy miafina amin’i Allah na dia kely aza, na eto an-tany na any an-koatra.
39الْحَمْدُ لِلَّهِ الَّذِي وَهَبَ لِي عَلَى الْكِبَرِ إِسْمَاعِيلَ وَإِسْحَاقَ ۚ إِنَّ رَبِّي لَسَمِيعُ الدُّعَاءِ
Dera sy voninahitra anie ho an’i Allah ! Izay nanome Ahy tao anaty fahanterana an’i Ismaely sy Isaka. Marina fa ny Tompoko dia mihaino ireo fangatahana.
40رَبِّ اجْعَلْنِي مُقِيمَ الصَّلَاةِ وَمِن ذُرِّيَّتِي ۚ رَبَّنَا وَتَقَبَّلْ دُعَاءِ
Tompo o ! Ataovy ho mpanatanteraka ny Soalat sy amin’ireo taranako Aho. Tomponay o ! Raiso ireo fangatahako.
41رَبَّنَا اغْفِرْ لِي وَلِوَالِدَيَّ وَلِلْمُؤْمِنِينَ يَوْمَ يَقُومُ الْحِسَابُ
Tomponay o ! Avelao ny heloko sy an’ireo Ray aman-dreniko ary an’ireo mpino amin’ny andro hitsanganan’ny Fitsarana farany !
IbrahimFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
39Andininy

Fandikana — Ibrahim 39

Surah Ibrahim Andininy 39 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dera sy voninahitra anie ho an’i Allah ! Izay nanome…

Surah Andininy 39/52 — Ibrahim إبراهيم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ibrahim Henoy, Ibrahim Fandikana, Ibrahim mp3, Ibrahim pdf. Andininy 37–41. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers