Al-Hijr · 12/99
Fandikana Fanononana — Al-Hijr
كَذَٰلِكَ نَسْلُكُهُ فِي قُلُوبِ الْمُجْرِمِينَ ۝١٢
kazaalika naslukuhoo fee quloobil mujrimeen
📖 Dikany Malagasy
Tahaka izany no nampidiranay ny tsy finoana tao am-pon’ireo mpanao heloka.

🎧 Henoy


📜 Andininy 10-14 — Al-Hijr

10وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا مِن قَبْلِكَ فِي شِيَعِ الْأَوَّلِينَ
Marina fa Izahay dia efa nandefa Iraka talohanao tamin’ireo vahoaka teo aloha.
11وَمَا يَأْتِيهِم مِّن رَّسُولٍ إِلَّا كَانُوا بِهِ يَسْتَهْزِئُونَ
Nefa mbola tsy nisy Mpaminany iray tonga tamin’izy ireo, ka tsy nohesoiny.
12كَذَٰلِكَ نَسْلُكُهُ فِي قُلُوبِ الْمُجْرِمِينَ
Tahaka izany no nampidiranay ny tsy finoana tao am-pon’ireo mpanao heloka.
13لَا يُؤْمِنُونَ بِهِ ۖ وَقَدْ خَلَتْ سُنَّةُ الْأَوَّلِينَ
Tsy hino Azy izy ireo (Iraka na Koroâny), na dia tanteraka tamin’izy ireo ny fahitana izay (nanjò ny Razambeny) teo aloha.
14وَلَوْ فَتَحْنَا عَلَيْهِم بَابًا مِّنَ السَّمَاءِ فَظَلُّوا فِيهِ يَعْرُجُونَ
Na dia hosokafanay amin’izy ireo aza ny varavaran’ny lanitra, ka afaka hiakatra ao izy ireo,
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Al-Hijr 12

Surah Al-Hijr Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tahaka izany no nampidiranay ny tsy finoana tao am-pon’ireo mpanao…

Surah Andininy 12/99 — Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hijr Henoy, Al-Hijr Fandikana, Al-Hijr mp3, Al-Hijr pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers