Al-Isra · 11/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
وَيَدْعُ الْإِنسَانُ بِالشَّرِّ دُعَاءَهُ بِالْخَيْرِ ۖ وَكَانَ الْإِنسَانُ عَجُولًا ١١
Transliteration
Wa yad`ul insaanu bishsharri du`aaa `ahoo bilkhayr; wa kaanal insaanu `ajoola
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary miantso ny ratsy ny olombelona tahaka ny fiantsoany ny tsara. Satria ny olombelona dia maika mandrakariva.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 9-13 — Al-Isra
9إِنَّ هَٰذَا الْقُرْآنَ يَهْدِي لِلَّتِي هِيَ أَقْوَمُ وَيُبَشِّرُ الْمُؤْمِنِينَ الَّذِينَ يَعْمَلُونَ الصَّالِحَاتِ أَنَّ لَهُمْ أَجْرًا كَبِيرًا
Marina fa ity Koroany ity dia mitari-dalana ho amin’ny fahitsiana kokoa, ary milaza vaovao mahafaly ho an’ireo mpino izay manao ny soa; fa tena ho azy ireo tokoa ny valisoa lehibe.
10وَأَنَّ الَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ بِالْآخِرَةِ أَعْتَدْنَا لَهُمْ عَذَابًا أَلِيمًا
Ary marina fa ireo izay tsy mino ny any ankoatra kosa, dia homaninay ho azy ireo ny famaizana mamirifiry.
11وَيَدْعُ الْإِنسَانُ بِالشَّرِّ دُعَاءَهُ بِالْخَيْرِ ۖ وَكَانَ الْإِنسَانُ عَجُولًا
Ary miantso ny ratsy ny olombelona tahaka ny fiantsoany ny tsara. Satria ny olombelona dia maika mandrakariva.
12وَجَعَلْنَا اللَّيْلَ وَالنَّهَارَ آيَتَيْنِ ۖ فَمَحَوْنَا آيَةَ اللَّيْلِ وَجَعَلْنَا آيَةَ النَّهَارِ مُبْصِرَةً لِّتَبْتَغُوا فَضْلًا مِّن رَّبِّكُمْ وَلِتَعْلَمُوا عَدَدَ السِّنِينَ وَالْحِسَابَ ۚ وَكُلَّ شَيْءٍ فَصَّلْنَاهُ تَفْصِيلًا
Ary nataonay ny alina sy ny andro ho famantarana roa, ka nofafanay ny famantaran’ny alina ary nataonay ho hita maso ny famantaran’ny andro mba hitadiavanareo ny fahasoavana avy amin’ny Tomponareo sy hahafantaranareo ny isan’ny taona ary ny fanisana ny fotoana. Ary ny zava-drehetra dia nohazavanay amin’ny antsipiriany.
13وَكُلَّ إِنسَانٍ أَلْزَمْنَاهُ طَائِرَهُ فِي عُنُقِهِ ۖ وَنُخْرِجُ لَهُ يَوْمَ الْقِيَامَةِ كِتَابًا يَلْقَاهُ مَنشُورًا
Ary nafatotray eo ambozon’ny olona tsirairay avy ny asany. Ary amin’ny Andro Fitsanganana (amin’ny maty) dia hamoahanay boky izy ho hitany mivelatra eo anoloany.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
11Andininy
Fandikana — Al-Isra 11
Surah Al-Isra Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary miantso ny ratsy ny olombelona tahaka ny fiantsoany ny…Surah Andininy 11/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








