Al-Isra · 26/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
وَآتِ ذَا الْقُرْبَىٰ حَقَّهُ وَالْمِسْكِينَ وَابْنَ السَّبِيلِ وَلَا تُبَذِّرْ تَبْذِيرًا ٢٦
Transliteration
Wa aati zal qurbaa haqqahoo walmiskeena wabnas sabeeli wa laa tubazzir tabzeeraa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary omeo ireo havana akaiky ny zony, ary koa ny mahantra sy ny mpandeha lavitra. Ary aza manao ny fandanindaniam-poana.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 24-28 — Al-Isra
24وَاخْفِضْ لَهُمَا جَنَاحَ الذُّلِّ مِنَ الرَّحْمَةِ وَقُل رَّبِّ ارْحَمْهُمَا كَمَا رَبَّيَانِي صَغِيرًا
Ary milefera tanteraka amin’izy ireo ianao amin’ny alalan’ny famindram-po ka mitenena hoe : “Tompo ô ! Mamindrà fo amin’izy roa ireo Ianao tahaka ny nitaizan’izy ireo ahy fony mbola kely”.
25رَّبُّكُمْ أَعْلَمُ بِمَا فِي نُفُوسِكُمْ ۚ إِن تَكُونُوا صَالِحِينَ فَإِنَّهُ كَانَ لِلْأَوَّابِينَ غَفُورًا
Ny Tomponareo dia mahalala indrindra izay ao amin’ny tenanareo. Raha tsara fanahy ianareo, dia tena Mpamela heloka tokoa Izy ho an’ireo izay miverina (mibebaka) Aminy.
26وَآتِ ذَا الْقُرْبَىٰ حَقَّهُ وَالْمِسْكِينَ وَابْنَ السَّبِيلِ وَلَا تُبَذِّرْ تَبْذِيرًا
Ary omeo ireo havana akaiky ny zony, ary koa ny mahantra sy ny mpandeha lavitra. Ary aza manao ny fandanindaniam-poana.
27إِنَّ الْمُبَذِّرِينَ كَانُوا إِخْوَانَ الشَّيَاطِينِ ۖ وَكَانَ الشَّيْطَانُ لِرَبِّهِ كَفُورًا
Marina fa ireo mpandanindany foana dia rahalahin’ireo satana ary ny satana dia tena mpandà ny Tompony.
28وَإِمَّا تُعْرِضَنَّ عَنْهُمُ ابْتِغَاءَ رَحْمَةٍ مِّن رَّبِّكَ تَرْجُوهَا فَقُل لَّهُمْ قَوْلًا مَّيْسُورًا
Ary raha misintaka azy ireo ianao amin’ny fitadiavana ny famindram-pon’ny Tomponao izay antenainao, dia manaova teny malefaka amin’izy ireo ianao.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
26Andininy
Fandikana — Al-Isra 26
Surah Al-Isra Andininy 26 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary omeo ireo havana akaiky ny zony, ary koa ny…Surah Andininy 26/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 24–28. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








