Al-Isra · 27/111
Fandikana Fanononana — Surah Al-Isra
إِنَّ الْمُبَذِّرِينَ كَانُوا إِخْوَانَ الشَّيَاطِينِ ۖ وَكَانَ الشَّيْطَانُ لِرَبِّهِ كَفُورًا ۝٢٧
Innal mubazzireena kaanoo ikhwaanash shayaateeni wa kaanash shaytaanu li Rabbihee kafooraa
📖 Dikany Malagasy
Marina fa ireo mpandanindany foana dia rahalahin’ireo satana ary ny satana dia tena mpandà ny Tompony.

🎧 Henoy


📜 Andininy 25-29 — Surah Al-Isra

25رَّبُّكُمْ أَعْلَمُ بِمَا فِي نُفُوسِكُمْ ۚ إِن تَكُونُوا صَالِحِينَ فَإِنَّهُ كَانَ لِلْأَوَّابِينَ غَفُورًا
Ny Tomponareo dia mahalala indrindra izay ao amin’ny tenanareo. Raha tsara fanahy ianareo, dia tena Mpamela heloka tokoa Izy ho an’ireo izay miverina (mibebaka) Aminy.
26وَآتِ ذَا الْقُرْبَىٰ حَقَّهُ وَالْمِسْكِينَ وَابْنَ السَّبِيلِ وَلَا تُبَذِّرْ تَبْذِيرًا
Ary omeo ireo havana akaiky ny zony, ary koa ny mahantra sy ny mpandeha lavitra. Ary aza manao ny fandanindaniam-poana.
27إِنَّ الْمُبَذِّرِينَ كَانُوا إِخْوَانَ الشَّيَاطِينِ ۖ وَكَانَ الشَّيْطَانُ لِرَبِّهِ كَفُورًا
Marina fa ireo mpandanindany foana dia rahalahin’ireo satana ary ny satana dia tena mpandà ny Tompony.
28وَإِمَّا تُعْرِضَنَّ عَنْهُمُ ابْتِغَاءَ رَحْمَةٍ مِّن رَّبِّكَ تَرْجُوهَا فَقُل لَّهُمْ قَوْلًا مَّيْسُورًا
Ary raha misintaka azy ireo ianao amin’ny fitadiavana ny famindram-pon’ny Tomponao izay antenainao, dia manaova teny malefaka amin’izy ireo ianao.
29وَلَا تَجْعَلْ يَدَكَ مَغْلُولَةً إِلَىٰ عُنُقِكَ وَلَا تَبْسُطْهَا كُلَّ الْبَسْطِ فَتَقْعُدَ مَلُومًا مَّحْسُورًا
Ary aza atao eo amin’ny vozonao ny tànanao voafatotra (noho ny fahihirana), ary aza avelatra malalaka loatra ihany koa, raha tsy izany ianao dia ho voan-tsiny sy halahelo.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
27Andininy

Fandikana — Al-Isra 27

Surah Al-Isra Andininy 27 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Marina fa ireo mpandanindany foana dia rahalahin’ireo satana ary ny…

Surah Andininy 27/111 — Surah Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Isra Henoy, Surah Al-Isra Fandikana, Surah Al-Isra mp3, Surah Al-Isra pdf. Andininy 25–29. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers