Al-Isra · 57/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
أُولَٰئِكَ الَّذِينَ يَدْعُونَ يَبْتَغُونَ إِلَىٰ رَبِّهِمُ الْوَسِيلَةَ أَيُّهُمْ أَقْرَبُ وَيَرْجُونَ رَحْمَتَهُ وَيَخَافُونَ عَذَابَهُ ۚ إِنَّ عَذَابَ رَبِّكَ كَانَ مَحْذُورًا ۝٥٧
Ulaaa`ikal lazeena yad`oona yabtaghoona ilaa Rabbihimul waseelata ayyuhum aqrabu wa yarjoona rahmatahoo wa yakhaafoona `azaabah; inna `azaaba rabbika kaana mahzooraa
📖 Dikany Malagasy
Na ireo izay antsoin’izy ireo aza dia mitady amin’ny Tompon’izy ireo ny fomba hanatonana Azy bebe kokoa. Ary manantena ny famindram-pony izy ireo sy matahotra ny famaizany. Marina fa ny famaizan’ny Tomponao dia atahorana tokoa.
🎧 Henoy

📜 Andininy 55-59 — Al-Isra

55وَرَبُّكَ أَعْلَمُ بِمَن فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۗ وَلَقَدْ فَضَّلْنَا بَعْضَ النَّبِيِّينَ عَلَىٰ بَعْضٍ ۖ وَآتَيْنَا دَاوُودَ زَبُورًا
Ary ny Tomponao dia mahalala tokoa izay eny amin’ireo lanitra sy ny tany. Ary efa nomenay tombony tokoa ny sasany tamin’ireo Mpaminany noho ny sasany hafa, ary dia nomenay an’i Daoda (Davida) ny «Zabora».
56قُلِ ادْعُوا الَّذِينَ زَعَمْتُم مِّن دُونِهِ فَلَا يَمْلِكُونَ كَشْفَ الضُّرِّ عَنكُمْ وَلَا تَحْوِيلًا
Teneno hoe : “Antsoinareo ireo izay heverinareo (ho zanahary) ankoatra Azy, fa tsy afaka hanala ny fahorianareo izy ireo na hamily izany aza.
57أُولَٰئِكَ الَّذِينَ يَدْعُونَ يَبْتَغُونَ إِلَىٰ رَبِّهِمُ الْوَسِيلَةَ أَيُّهُمْ أَقْرَبُ وَيَرْجُونَ رَحْمَتَهُ وَيَخَافُونَ عَذَابَهُ ۚ إِنَّ عَذَابَ رَبِّكَ كَانَ مَحْذُورًا
Na ireo izay antsoin’izy ireo aza dia mitady amin’ny Tompon’izy ireo ny fomba hanatonana Azy bebe kokoa. Ary manantena ny famindram-pony izy ireo sy matahotra ny famaizany. Marina fa ny famaizan’ny Tomponao dia atahorana tokoa.
58وَإِن مِّن قَرْيَةٍ إِلَّا نَحْنُ مُهْلِكُوهَا قَبْلَ يَوْمِ الْقِيَامَةِ أَوْ مُعَذِّبُوهَا عَذَابًا شَدِيدًا ۚ كَانَ ذَٰلِكَ فِي الْكِتَابِ مَسْطُورًا
Tsy misy tanàna (tsy nino) raha tsy haringanay alohan’ny andro fitsanganana amin’ny maty, na ho faizinay amin’ny famaizana mamirifiry. Voarakitra tsara ao amin’ny Boky izany.
59وَمَا مَنَعَنَا أَن نُّرْسِلَ بِالْآيَاتِ إِلَّا أَن كَذَّبَ بِهَا الْأَوَّلُونَ ۚ وَآتَيْنَا ثَمُودَ النَّاقَةَ مُبْصِرَةً فَظَلَمُوا بِهَا ۚ وَمَا نُرْسِلُ بِالْآيَاتِ إِلَّا تَخْوِيفًا
Ary tsy misy nisakana Anay handefa fahagagana mihitsy raha tsy ny fiampangan’ireo vahoaka teo aloha izany ho lainga. Ary efa nomenay (ireo vahoaka) Thamody ny rameva vavy (izay fahagagana) hita maso saingy nanaovan’izy ireo ny tsy rariny izany. Ary tsy mandefa ireo fahagagana Izahay raha tsy ho fampatahorana.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
57Andininy

Fandikana — Al-Isra 57

Surah Al-Isra Andininy 57 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Na ireo izay antsoin’izy ireo aza dia mitady amin’ny Tompon’izy…

Surah Andininy 57/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 55–59. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers