Al-Kahf · 11/110
Fandikana Fanononana — Al-Kahf
فَضَرَبْنَا عَلَىٰ آذَانِهِمْ فِي الْكَهْفِ سِنِينَ عَدَدًا ۝١١
Fadarabnaa `alaaa aazaanihim fil Kahfi seneena `adadaa
📖 Dikany Malagasy
Ka nataonay marenina ny sofin’izy ireo, tao anaty lava-bato, nandritran'ny taona maro.
🎧 Henoy

📜 Andininy 9-13 — Al-Kahf

9أَمْ حَسِبْتَ أَنَّ أَصْحَابَ الْكَهْفِ وَالرَّقِيمِ كَانُوا مِنْ آيَاتِنَا عَجَبًا
Moa mihevitra ve ianao fa ireo olon’ny lava-bato sy «Ar-Raqim » dia tena anisan’ny fahagaganay mampitolagaga ?
10إِذْ أَوَى الْفِتْيَةُ إِلَى الْكَهْفِ فَقَالُوا رَبَّنَا آتِنَا مِن لَّدُنكَ رَحْمَةً وَهَيِّئْ لَنَا مِنْ أَمْرِنَا رَشَدًا
(Tsarovy ry Mohamady) raha nitoetra tao anatin’ilay lava-bato ireo tanora, dia niteny izy ireo nanao hoe : “Tomponay oh ! Omeo famindram-po avy Aminao izahay, ary hamorao aminay ny fahitsiana amin’izay rehetra momba anay.
11فَضَرَبْنَا عَلَىٰ آذَانِهِمْ فِي الْكَهْفِ سِنِينَ عَدَدًا
Ka nataonay marenina ny sofin’izy ireo, tao anaty lava-bato, nandritran'ny taona maro.
12ثُمَّ بَعَثْنَاهُمْ لِنَعْلَمَ أَيُّ الْحِزْبَيْنِ أَحْصَىٰ لِمَا لَبِثُوا أَمَدًا
Avy eo, dia nofohazinay izy ireo, mba hahafantaranay, iza amin’ny andiany roa ireo no mahay manisa indrindra ny fotoana nijanonan’izy ireo tao.
13نَّحْنُ نَقُصُّ عَلَيْكَ نَبَأَهُم بِالْحَقِّ ۚ إِنَّهُمْ فِتْيَةٌ آمَنُوا بِرَبِّهِمْ وَزِدْنَاهُمْ هُدًى
Izahay dia mitantara aminao (ry Mohamady) ny tantaran’izy ireo, amim-pahamarinana. Marina fa izy ireo dia tanora nino ny Tompony, ka nohamafisinay tamin’izy ireo ny tari-dàlana.
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — Al-Kahf 11

Surah Al-Kahf Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka nataonay marenina ny sofin’izy ireo, tao anaty lava-bato, nandritran'ny…

Surah Andininy 11/110 — Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Kahf Henoy, Al-Kahf Fandikana, Al-Kahf mp3, Al-Kahf pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers