Al-Baqarah · 68/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
قَالُوا ادْعُ لَنَا رَبَّكَ يُبَيِّن لَّنَا مَا هِيَ ۚ قَالَ إِنَّهُ يَقُولُ إِنَّهَا بَقَرَةٌ لَّا فَارِضٌ وَلَا بِكْرٌ عَوَانٌ بَيْنَ ذَٰلِكَ ۖ فَافْعَلُوا مَا تُؤْمَرُونَ ۝٦٨
Qaalud-`u lanaa rabbaka yubaiyil lanaa maa hee; qaala innahoo yaqoolu innahaa baqaratul laa faaridunw wa laa bikrun `awaanum baina zaalika faf`aloo maa tu`maroon
📖 Dikany Malagasy
Dia niteny izy ireo hoe : " Angataho ny Tomponao mba hanazava aminay hoe tahaka ny ahoana ilay izy (ombivavy) ? dia hoy izy hoe :" Tena marina izao no nolazainy: izy io dia mila ombivavy tsy antitra no tsy kely loatra fa eo anivon'izany ". ka ataovinareo izay nanirahana anareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 66-70 — Al-Baqarah

66فَجَعَلْنَاهَا نَكَالًا لِّمَا بَيْنَ يَدَيْهَا وَمَا خَلْفَهَا وَمَوْعِظَةً لِّلْمُتَّقِينَ
Ka nataonay ho lesona ho an'ireo manodidina azy ireo sy ho an'ireo taranaka aty aoriana izany, ary ho fananarana ho an'ireo manam-pahatahorana.
67وَإِذْ قَالَ مُوسَىٰ لِقَوْمِهِ إِنَّ اللَّهَ يَأْمُرُكُمْ أَن تَذْبَحُوا بَقَرَةً ۖ قَالُوا أَتَتَّخِذُنَا هُزُوًا ۖ قَالَ أَعُوذُ بِاللَّهِ أَنْ أَكُونَ مِنَ الْجَاهِلِينَ
Ary tsarovinareo raha niteny tamin'ny vahoakany i Mpaminany Moussa hoe : " Tena marina fa Allah dia mandidy anareo hanao sorona ombivavy iray ". dia hoy izy ireo hoe : " Raisinao ho vazivazy ve izahay ". dia nilaza izy hoe : " Allah anie hiaro ahy tsy ho anisan'ireo olona tsy mahalala ".
68قَالُوا ادْعُ لَنَا رَبَّكَ يُبَيِّن لَّنَا مَا هِيَ ۚ قَالَ إِنَّهُ يَقُولُ إِنَّهَا بَقَرَةٌ لَّا فَارِضٌ وَلَا بِكْرٌ عَوَانٌ بَيْنَ ذَٰلِكَ ۖ فَافْعَلُوا مَا تُؤْمَرُونَ
Dia niteny izy ireo hoe : " Angataho ny Tomponao mba hanazava aminay hoe tahaka ny ahoana ilay izy (ombivavy) ? dia hoy izy hoe :" Tena marina izao no nolazainy: izy io dia mila ombivavy tsy antitra no tsy kely loatra fa eo anivon'izany ". ka ataovinareo izay nanirahana anareo.
69قَالُوا ادْعُ لَنَا رَبَّكَ يُبَيِّن لَّنَا مَا لَوْنُهَا ۚ قَالَ إِنَّهُ يَقُولُ إِنَّهَا بَقَرَةٌ صَفْرَاءُ فَاقِعٌ لَّوْنُهَا تَسُرُّ النَّاظِرِينَ
Niteny indray izy ireo hoe : " Angataho ny Tomponao mba hamaritra aminay ny lokon'ilay ombivavy ". dia hoy izy hoe : " Izao indrindra no nambarany : mila ombivavy miloko mavo mamirapiratra izany, ka mahafinaritra izay mijery azy ".
70قَالُوا ادْعُ لَنَا رَبَّكَ يُبَيِّن لَّنَا مَا هِيَ إِنَّ الْبَقَرَ تَشَابَهَ عَلَيْنَا وَإِنَّا إِن شَاءَ اللَّهُ لَمُهْتَدُونَ
Niteny indray izy ireo hoe : " Angataho ny Tomponao mba hanazava bebe kokoa aminay hoe tahaka ny ahoana tsara ilay izy (ombivavy); fa tena mbola mitovitovy ihany aminay ireo ombivavy ireo; ary raha sitrak'i Allah dia ho voatarika amin'izay tena izy tokoa izahay ".
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
68Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 68

Surah Al-Baqarah Andininy 68 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia niteny izy ireo hoe : " Angataho ny Tomponao…

Surah Andininy 68/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 66–70. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers