Taha · 106/135
Fandikana Fanononana — Taha
فَيَذَرُهَا قَاعًا صَفْصَفًا ١٠٦
Transliteration
Fa yazaruhaa qaa`an safsafaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary hataony ho toy ny tany lemaka sy ngazana izany.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 104-108 — Taha
104نَّحْنُ أَعْلَمُ بِمَا يَقُولُونَ إِذْ يَقُولُ أَمْثَلُهُمْ طَرِيقَةً إِن لَّبِثْتُمْ إِلَّا يَوْمًا
Tena mahalala tsara izay holazain’izy ireo Izahay, raha ny iray tamin’izy ireo, izay tsara fitondran-tena hiteny hanao hoe : “ Tsy nijanona afa-tsy iray Andro ihany Ianareo ”.
105وَيَسْأَلُونَكَ عَنِ الْجِبَالِ فَقُلْ يَنسِفُهَا رَبِّي نَسْفًا
Ary hanontany Anao izy ireo mahakasika ireo tendrombohitra. Lazao hoe : “ Ny Tompoko no hanaparitaka azy ireo ho tahaka ny vovoka ”.
106فَيَذَرُهَا قَاعًا صَفْصَفًا
Ary hataony ho toy ny tany lemaka sy ngazana izany.
107لَّا تَرَىٰ فِيهَا عِوَجًا وَلَا أَمْتًا
Izay tsy ahitanao na fiolakolahana na dongon-tany.
108يَوْمَئِذٍ يَتَّبِعُونَ الدَّاعِيَ لَا عِوَجَ لَهُ ۖ وَخَشَعَتِ الْأَصْوَاتُ لِلرَّحْمَٰنِ فَلَا تَسْمَعُ إِلَّا هَمْسًا
Amin’izany Andro izany dia hanaraka ny Mpiantso tsy misy fiolakolahana (fanarahana feno fankatoavana) izy ireo; dia hihamora ny feo eo anatrehan’Ilay be Fiantrana. Ary tsy handre Ianao afa-tsy feo malefaka ihany.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
106Andininy
Fandikana — Taha 106
Surah Taha Andininy 106 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hataony ho toy ny tany lemaka sy ngazana izany.Surah Andininy 106/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 104–108. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








