Taha · 124/135
Fandikana Fanononana — Taha
وَمَنْ أَعْرَضَ عَن ذِكْرِي فَإِنَّ لَهُ مَعِيشَةً ضَنكًا وَنَحْشُرُهُ يَوْمَ الْقِيَامَةِ أَعْمَىٰ ١٢٤
Transliteration
Wa man a`rada `an Zikree fa inna lahoo ma`eeshatan dankanw wa nahshuruhoo Yawmal Qiyaamati a`maa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary n'iza n'iza kosa mitodi-damosina amin’ny fampahatsiahivako,tena marina fa ho Azy ny fiainana feno fahasahiranana, ary amin’ny Andro Fitsanganana (amin’ny maty) dia haverinay ao anaty fahajambana Izy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 122-126 — Taha
122ثُمَّ اجْتَبَاهُ رَبُّهُ فَتَابَ عَلَيْهِ وَهَدَىٰ
Avy eo,dia nofidin’ny Tompony Izy, ary nankasitrahiny ny fibebahany, ary dia notarihiny làlana Izy.
123قَالَ اهْبِطَا مِنْهَا جَمِيعًا ۖ بَعْضُكُمْ لِبَعْضٍ عَدُوٌّ ۖ فَإِمَّا يَأْتِيَنَّكُم مِّنِّي هُدًى فَمَنِ اتَّبَعَ هُدَايَ فَلَا يَضِلُّ وَلَا يَشْقَىٰ
Niteny Izy ka nanao hoe : “ Midìna miala eto Ianareo roa (Adama sy Eva) ! Ny andaniny Aminareo no fahavalon’ny ankilany. Ary raha misy tari-dàlana avy aty Amiko tonga eo Aminareo, ka n'iza n'iza manaraka ny tari-dàlako dia tsy ho very làlana, ary tsy ho ory Izy.
124وَمَنْ أَعْرَضَ عَن ذِكْرِي فَإِنَّ لَهُ مَعِيشَةً ضَنكًا وَنَحْشُرُهُ يَوْمَ الْقِيَامَةِ أَعْمَىٰ
Ary n'iza n'iza kosa mitodi-damosina amin’ny fampahatsiahivako,tena marina fa ho Azy ny fiainana feno fahasahiranana, ary amin’ny Andro Fitsanganana (amin’ny maty) dia haverinay ao anaty fahajambana Izy.
125قَالَ رَبِّ لِمَ حَشَرْتَنِي أَعْمَىٰ وَقَدْ كُنتُ بَصِيرًا
Dia hiteny Izy hanao hoe : “ Tompo ô ! Nahoana no naverinao anatin’ny fahajambana Aho, nefa dia nahiratra tany aloha ”.
126قَالَ كَذَٰلِكَ أَتَتْكَ آيَاتُنَا فَنَسِيتَهَا ۖ وَكَذَٰلِكَ الْيَوْمَ تُنسَىٰ
Niteny Izy (Allah) ka nanao hoe : “ Toy izany no nahatongavan’ny Famantaranay teo Aminao, ka nanadino izany Ianao, dia toy izany koa no hanadinoana Anao Androany ”.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
124Andininy
Fandikana — Taha 124
Surah Taha Andininy 124 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary n'iza n'iza kosa mitodi-damosina amin’ny fampahatsiahivako,tena marina fa ho…Surah Andininy 124/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 122–126. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








