Taha · 19/135
Fandikana Fanononana — Taha
قَالَ أَلْقِهَا يَا مُوسَىٰ ۝١٩
Qaala alqihaa yaa Moosaa
📖 Dikany Malagasy
Niteny i Allah ka nanao hoe : “ Ô ry Mosa ! Atsipazo izy io (tehana) ”,

🎧 Henoy


📜 Andininy 17-21 — Taha

17وَمَا تِلْكَ بِيَمِينِكَ يَا مُوسَىٰ
Ary inona ity amin’ny tànanao havanana ity, ry Mosa ?
18قَالَ هِيَ عَصَايَ أَتَوَكَّأُ عَلَيْهَا وَأَهُشُّ بِهَا عَلَىٰ غَنَمِي وَلِيَ فِيهَا مَآرِبُ أُخْرَىٰ
Niteny Izy ka nanao hoe : “ Ity no tehiko izay hianteherako, ampiasaiko amin’ny fiandrasana ireo ondriko, sy ilaiko amin’ny zavatra hafa ihany koa ”.
19قَالَ أَلْقِهَا يَا مُوسَىٰ
Niteny i Allah ka nanao hoe : “ Ô ry Mosa ! Atsipazo izy io (tehana) ”,
20فَأَلْقَاهَا فَإِذَا هِيَ حَيَّةٌ تَسْعَىٰ
Dia natsipiny izany (tehina), ka indro lasa bibilava nandady izany,
21قَالَ خُذْهَا وَلَا تَخَفْ ۖ سَنُعِيدُهَا سِيرَتَهَا الْأُولَىٰ
Niteny Izy (Allah) hoe : “ Raiso izy (tehana) ! Ary aza matahotra fa averinay amin’ny endriny taloha indray izany ”.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
19Andininy

Fandikana — Taha 19

Surah Taha Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny i Allah ka nanao hoe : “ Ô ry…

Surah Andininy 19/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 17–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Wednesday, August 19, 2026

Don't forget us in your sincere prayers