Taha · 18/135
Fandikana Fanononana — Taha
قَالَ هِيَ عَصَايَ أَتَوَكَّأُ عَلَيْهَا وَأَهُشُّ بِهَا عَلَىٰ غَنَمِي وَلِيَ فِيهَا مَآرِبُ أُخْرَىٰ ۝١٨
Qaala hiya `asaaya atawakka`u alaihaa wa ahushshu bihaa `alaa ghanamee wa liya feehaa ma aaribu ukhraa
📖 Dikany Malagasy
Niteny Izy ka nanao hoe : “ Ity no tehiko izay hianteherako, ampiasaiko amin’ny fiandrasana ireo ondriko, sy ilaiko amin’ny zavatra hafa ihany koa ”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 16-20 — Taha

16فَلَا يَصُدَّنَّكَ عَنْهَا مَن لَّا يُؤْمِنُ بِهَا وَاتَّبَعَ هَوَاهُ فَتَرْدَىٰ
Aoka tsy hanakana Anao amin’izany ireo izay tsy nino, sy nanaraka ny hetahetam-pony fa ho tra-doza Ianao.
17وَمَا تِلْكَ بِيَمِينِكَ يَا مُوسَىٰ
Ary inona ity amin’ny tànanao havanana ity, ry Mosa ?
18قَالَ هِيَ عَصَايَ أَتَوَكَّأُ عَلَيْهَا وَأَهُشُّ بِهَا عَلَىٰ غَنَمِي وَلِيَ فِيهَا مَآرِبُ أُخْرَىٰ
Niteny Izy ka nanao hoe : “ Ity no tehiko izay hianteherako, ampiasaiko amin’ny fiandrasana ireo ondriko, sy ilaiko amin’ny zavatra hafa ihany koa ”.
19قَالَ أَلْقِهَا يَا مُوسَىٰ
Niteny i Allah ka nanao hoe : “ Ô ry Mosa ! Atsipazo izy io (tehana) ”,
20فَأَلْقَاهَا فَإِذَا هِيَ حَيَّةٌ تَسْعَىٰ
Dia natsipiny izany (tehina), ka indro lasa bibilava nandady izany,
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
18Andininy

Fandikana — Taha 18

Surah Taha Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny Izy ka nanao hoe : “ Ity no tehiko…

Surah Andininy 18/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers