Al-Anbiya · 15/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
فَمَا زَالَت تِّلْكَ دَعْوَاهُمْ حَتَّىٰ جَعَلْنَاهُمْ حَصِيدًا خَامِدِينَ ۝١٥
Famaa zaalat tilka da`waahum hattaa ja`alnaahum haseedan khaamideen
📖 Dikany Malagasy
Tsy nitsahatra mihitsy ny antso-mpitarainan’izy ireo mandra-pijijanay azy ireo tsy afa-mihetsika.
🎧 Henoy

📜 Andininy 13-17 — Al-Anbiya

13لَا تَرْكُضُوا وَارْجِعُوا إِلَىٰ مَا أُتْرِفْتُمْ فِيهِ وَمَسَاكِنِكُمْ لَعَلَّكُمْ تُسْأَلُونَ
Aza mandositra ianareo! Miverena amin’ny hatsaram-piainana izay nahafinaritra anareo ny aminy sy amin’ny toeram-ponenanareo. Angamba hanontaniana ianareo!
14قَالُوا يَا وَيْلَنَا إِنَّا كُنَّا ظَالِمِينَ
Niteny izy ireo hoe: “Loza ho anay! Tena mpanao ny tsy rariny tokoa izahay”.
15فَمَا زَالَت تِّلْكَ دَعْوَاهُمْ حَتَّىٰ جَعَلْنَاهُمْ حَصِيدًا خَامِدِينَ
Tsy nitsahatra mihitsy ny antso-mpitarainan’izy ireo mandra-pijijanay azy ireo tsy afa-mihetsika.
16وَمَا خَلَقْنَا السَّمَاءَ وَالْأَرْضَ وَمَا بَيْنَهُمَا لَاعِبِينَ
Tsy kilalao no naharianay ny lanitra sy ny tany ary koa izay rehetra eo anelanelan’izy ireo.
17لَوْ أَرَدْنَا أَن نَّتَّخِذَ لَهْوًا لَّاتَّخَذْنَاهُ مِن لَّدُنَّا إِن كُنَّا فَاعِلِينَ
Raha tianay ny hiala voly dia tena notanterahinay taty Aminay ihany izany raha toa hanao izany tokoa Izahay.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 15

Surah Al-Anbiya Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy nitsahatra mihitsy ny antso-mpitarainan’izy ireo mandra-pijijanay azy ireo tsy…

Surah Andininy 15/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers