Al-Anbiya · 27/112
Fandikana Fanononana — Surah Al-Anbiya
لَا يَسْبِقُونَهُ بِالْقَوْلِ وَهُم بِأَمْرِهِ يَعْمَلُونَ ٢٧
Transliteration
Laa yasbiqoonahoo bil qawli wa hum bi amrihee ya`maloon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tsy mialoha ny Teniny izy ireo fa manatanteraka kosa ny asa araka ny Didiny.
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 25-29 — Surah Al-Anbiya
25وَمَا أَرْسَلْنَا مِن قَبْلِكَ مِن رَّسُولٍ إِلَّا نُوحِي إِلَيْهِ أَنَّهُ لَا إِلَٰهَ إِلَّا أَنَا فَاعْبُدُونِ
Tsy nandefa iraka Izahay na dia iray aza talohanao (ry Mohammady), ka tsy nambaranay azy hoe : “Tsy misy zanahary hafa afa-tsy Izaho ihany ; aoka hanompo Ahy irery ihany ianareo !”
26وَقَالُوا اتَّخَذَ الرَّحْمَٰنُ وَلَدًا ۗ سُبْحَانَهُ ۚ بَلْ عِبَادٌ مُّكْرَمُونَ
Ary niteny izy ireo hoe : “Ilay Be indrafo dia nandray zazalahy ho zanaka”. Voninahitra anie ho Azy ! Fa mpanompo mendri-kaja ihany izy ireo !
27لَا يَسْبِقُونَهُ بِالْقَوْلِ وَهُم بِأَمْرِهِ يَعْمَلُونَ
Tsy mialoha ny Teniny izy ireo fa manatanteraka kosa ny asa araka ny Didiny.
28يَعْلَمُ مَا بَيْنَ أَيْدِيهِمْ وَمَا خَلْفَهُمْ وَلَا يَشْفَعُونَ إِلَّا لِمَنِ ارْتَضَىٰ وَهُم مِّنْ خَشْيَتِهِ مُشْفِقُونَ
Mahafantatra izay talohan’izy ireo sy izay aorian’izy ireo Izy. Ary tsy afaka manelanelana izy ireo raha tsy amin’izay ankasitrahany, izy ireo dia tena mangovitra nohon'ny fatahorana Azy.
29۞ وَمَن يَقُلْ مِنْهُمْ إِنِّي إِلَٰهٌ مِّن دُونِهِ فَذَٰلِكَ نَجْزِيهِ جَهَنَّمَ ۚ كَذَٰلِكَ نَجْزِي الظَّالِمِينَ
Ary na iza na iza amin’izy ireo miteny hoe :“Tena marina fa izaho no zanahary ankoatr'Azy”. Koa ny valiny omenay azy dia ny afobe ary tahaka izany no hamalinay ireo mpanao ny tsy rariny.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
27Andininy
Fandikana — Al-Anbiya 27
Surah Al-Anbiya Andininy 27 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy mialoha ny Teniny izy ireo fa manatanteraka kosa ny…Surah Andininy 27/112 — Surah Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Anbiya Henoy, Surah Al-Anbiya Fandikana, Surah Al-Anbiya mp3, Surah Al-Anbiya pdf. Andininy 25–29. Dikany Malagasy: Kiswahili.
Surah Al-Anbiya
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Thursday, October 1, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


