Al-Anbiya · 4/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
قَالَ رَبِّي يَعْلَمُ الْقَوْلَ فِي السَّمَاءِ وَالْأَرْضِ ۖ وَهُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ ٤
Transliteration
Qaala Rabbee ya`lamul qawla fis samaaa`i wal ardi wa Huwas Samee`ul Aleem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy (Mohammad) hoe : “Ny Tompoko dia mahafantatra ny teny rehetra izay lazaina any an-danitra sy ety an-tany. Ary Izy Ilay Maheno, Ilay Mahalala ny zava-drehetra”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 2-6 — Al-Anbiya
2مَا يَأْتِيهِم مِّن ذِكْرٍ مِّن رَّبِّهِم مُّحْدَثٍ إِلَّا اسْتَمَعُوهُ وَهُمْ يَلْعَبُونَ
Tsy misy fampahatsiahivana vao haingana tonga tamin’izy ireo avy tamin’ny Tompony, afa-tsy nohenoin’izy ireo tamim-pivazivaziana izany.
3لَاهِيَةً قُلُوبُهُمْ ۗ وَأَسَرُّوا النَّجْوَى الَّذِينَ ظَلَمُوا هَلْ هَٰذَا إِلَّا بَشَرٌ مِّثْلُكُمْ ۖ أَفَتَأْتُونَ السِّحْرَ وَأَنتُمْ تُبْصِرُونَ
Varimbariana ny fon’izy ireo ; ary ireo izay manao ny tsy rariny dia manao konokonon-dresaka hoe : “Moa tsy olombelona tahaka anareo ihany ve izy ? Ka hanaraka ny majika ve ianareo kanefa ianareo mahita tsara izany ?”
4قَالَ رَبِّي يَعْلَمُ الْقَوْلَ فِي السَّمَاءِ وَالْأَرْضِ ۖ وَهُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ
Niteny izy (Mohammad) hoe : “Ny Tompoko dia mahafantatra ny teny rehetra izay lazaina any an-danitra sy ety an-tany. Ary Izy Ilay Maheno, Ilay Mahalala ny zava-drehetra”.
5بَلْ قَالُوا أَضْغَاثُ أَحْلَامٍ بَلِ افْتَرَاهُ بَلْ هُوَ شَاعِرٌ فَلْيَأْتِنَا بِآيَةٍ كَمَا أُرْسِلَ الْأَوَّلُونَ
Ary mbola niteny izy ireo hoe: “Izany ka nofinofy, mety koa noforonony izany, na koa tena poeta izy! Ka aoka izy hitondra famantarana aminay toy ny nentin'ireo (iraka) teo aloha.
6مَا آمَنَتْ قَبْلَهُم مِّن قَرْيَةٍ أَهْلَكْنَاهَا ۖ أَفَهُمْ يُؤْمِنُونَ
Nisy tamin’ny tanàna talohan’izy ireo no tsy nino (tamin’ny fahitana ireo fahagagana) dia naringanay izy ireo ka moa ve mba nino izy ireo?
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
4Andininy
Fandikana — Al-Anbiya 4
Surah Al-Anbiya Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy (Mohammad) hoe : “Ny Tompoko dia mahafantatra ny…Surah Andininy 4/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








